🚗✈️ Voandalana ami du voyageur 🧳🌺 - Magazine en ligne.
Voandalana Ami du Voyageur, namana mahatoky manampy eo amin'ny dia atao, fizahan-tany, vokatry ny tany, ary ny asa tanana
Voandalana Ami du Voyageur, compagnon fidèle au service du voyage, tourisme, des produits du terroir, et de l'artisanat
Voandalana Ami du Voyageur, a faithful companion serving travel, tourism, local products, and crafts
Mampitombo harena
Manambin-karena ihany koa ny Mpanjakabenitany, indrindra ho an'ireo tanora vao mihary. Miaro ny fananana efa eo an-tanana ihany koa ilay hazo, mba tsy ho lanilany foana na ho lasan'ny mpangalatra.
Manasitrana
Manampy ny olona nianjadian'ny mosavy ny Mpanjakabenitany. Tafiditra ao anaty lisitr'ireo zava-maniry mahasoa ny fahasalamana ihany koa izy. Tsy vitsy ireo mpitsabo nentim-paharazana mampiasa io hazo io anaovana fanafody aretin-tratra sy taovam-pisefoana.
Ao an-trano
Sady miaro ny aina no mitazona sy mampitombo harena ny Mpanjakabenitany. Tsy voatery miantso olona mpandala ny fomban-drazana na mpitaiza ny fampiasana azy. Misy kosa nefa ny fombafomba tsotsotra ametrahana izany hazo izany ao an-tokantrano.
Toy izao àry no atao, araka ny torohevitry ny Mpitsabo Malagasy iray : "Eo amin'ny zoro firarazana na avatra atsinana no atao ny fomba. Ajoro tsara ny Mpanjakabenitany, ka ny lohany no atao ambony. Manamboatra fangarona toaka mena sy tantely avy eo, ka araraka eo amin'ny lohan'ilay hazo. Sady mangataka amin'ny Zanahary sy ny razanao ianao mba hitsodrano sy hanamasina an'ilay Mpanjakabenitany mbo ho fiarovana ny tokantranonao. Mifindra eo amin'ny zoro Asorotany na atsimo antsinana indray, ka averina izay fomba izay. Tetezina avokoa ireo zorontrano. Rehefa vita izany dia apetraka eo amin'ny zoro firarazana ilay Mpanjakabenitany.Rehefa mividy hazo dia ezahina hitovy na mihotra ny felatanana ny halavany, fa izay no atao hoe velona ny hazo iray ary miasa tsara ao ny fanahy ao anatiny."
Yves Rindra
Mpanjakabenitany — Hazo inoana ho « manankasina » miaro amin'ny ratsy
La capacité du terminal national a été doublée
« Sauver le joba mena » à Madagascar — Aventure d'un étranger venu protéger une espèce de poisson en péril
Menaboay — Malaza ho fitsaboana fery anaty
Ligne Tananarive-Côte Est (TCE) — LE TRAIN SIFFLERA…ENCORE !
[Dans plusieurs zones encore difficilement accessibles par la route, notamment dans certaines localités de l'Est malgache, la ligne ferroviaire représente parfois la seule véritable connexion avec le reste du pays.]
Si auparavant, la ligne ferroviaire a été plus ou moins abandonnée à son sort, l'espoir renaît actuellement. En effet, la ligne reliant Antananarivo-Toamasina va profiter du financement de 200 millions de dollars alloué par la Banque Mondiale, dans le cadre du « Projet multimodal de transport et de logistique ».
Mpanjakabenitany — Hazo inoana ho « manankasina » miaro amin'ny ratsy
Mbola marobe ny Malagasy no mitazona "fiaro", na dia efa miroborobo tanteraka aza ny fivavahana. Zava-maniry hatrany no tena ampiasaina amin'izany, ka anisan'ny tena be mpisafidy ny Mpanjakabenitany.
Efa taonjato maromaro no nampiasan'ny Malagasy ny Mpanjakabenitany. « Baudouinia rouxevillei » no anarana siantifikan'io hazo io. Anisan'ny zavaboahary arovana izy io, ary any amin'ny faritra atsimo andrefan'i Madagasikara (Toliara sy ny manodidina) no tena ahitana azy.
Aéroport-Ivato : La capacité du terminal national a été doublée
L'Aéroport national d'Ivato fait peau neuve. Actuellement, la capacité du terminal national a été doublée après avoir été inaugurée le 28 avril dernier.
Selon Ravinala Airports : la capacité est passée de 120 passagers par heure à 216 passagers par heure. De même, la capacité du tapis est passée de 297 bagages par heure à 900 bagages par heure pour un tapis de 80 mètres linéaires.
« Sauver le joba mena » à Madagascar — Aventure d'un étranger venu protéger une espèce de poisson en péril
[Mais dès leur arrivée sur le terrain, les chercheurs vivent une scène aussi surprenante que bouleversante.]
Un chercheur du zoo de Londres est venu à Madagascar pour protéger le « Joba mena », un poisson d'eau douce endémique en péril, trouvé dans la région de Mandritsara, précisément à Marotandrano.
🌿 Escales & Découvertes — Madagascar
La fête du Santabary : La grande délaissée de la tradition paysanne et coutume malgache !
Lire →Valiha : L'instrument qui fait vibrer l'âme de Madagascar !
Lire →Patrimoine textile : Le kapaiky et le lamba akotofahana, symbole d'une identité !
Lire →« Taombaovao malagasy » - Anosimanjaka : 465è nouvel an traditionnel, résurgence du passé et « Alahamadibe » confirmé !
Lire →Portrait de Lija : Un artiste malgache aux multiples talents
Lire →Réserve d'Ankafobe : Un sanctuaire discret face aux défis de la conservation à Madagascar !
Lire →CHANGEMENT CLIMATIQUE : CAS DE MADAGASCAR - « HAUSSE DES TEMPERATURES, RETARD DE LA SAISON DES PLUIES, RACCOURCISSEMENT ET FORTES PRECIPITATIONS »
Lire →Supposées « camoufler des richesses » : Des forêts et aires protégées convoitées, menacées ou ravagées !
Lire →Grandes vacances et « Famadihana » : Affluence énorme vers les provinces, les taxi-brousses ont presque doublé !
Lire →Fitaterana amin’ny lakana : Noferana enina ny olona azo entina isaky ny mandeha
Lire →Madagascar séduit les touristes : Affluence des bateaux de croisière de Novembre à Décembre !
Lire →Destination Madagascar : Le tourisme de croisière en vogue, préférence ou prudence !
Lire →TCE Railway Line: The Train Will Whistle Again
Lire →Aéroport- Ivato : La capacité du terminal national a été doublée !
Lire →Tourisme-Madagascar : Des offres promotionnelles pour séduire les Malagasy à visiter ses merveilles !
Lire →- 1
- 2
- 3
- 4
- 5
- 6
- 7
- 8
- 9
- 10
- 11
-
12
28 novembre 2025
- 13
- 14
🏝️ Séjour — Réservez maintenant !
🍯 Produits artisanaux — 100% Made in Madagascar
📸 Votre publicité ici — Contactez-nous
🎶 Festival Culturel — Ne manquez pas l'événement !
⚽ Sponsoring Football — Votre marque en avant !