🚗✈️ Voandalana au Quotidien · Voyage & Transport ✈️
Magazine en ligne — Tourisme · Culture · Voyage · Artisanat · Actualités de Madagascar
LOZAM-PIFAMOIVOZANA ANDALAMBY :
2 NAMOY NY AINY, 9 NARATRA MAFY
Nitranga ny talata maraina 24 febroary 2026, teo amin'ny PK 77+50 tao Anjiro ny loza nahatsiravina fitaterana andalamby, zotra Antananarivo–Moramanga (TCE). Tokony ho tamin'ny 2 ora maraina, niala tamin'ny "lalamby" ka nianjera ary nivarina anaty hantsana ilay fiarandalamby izay nitarika "wagon" telo (foana) avy tany an-drenivohitra, vokatry ny orana mahery vaika sy ny tany nihotsaka nandritra ireo andro vitsy no nahatonga ny loza.
11 no tao anatin'ilay lamasinina, izay samy mpikambana ao amin'ny ekipa fitantanana sy mpianatra mpamily. Maty ny roa tamin'izy ireo : ny iray nihitsoka teo anelanelan'ny lamasinina sy ny "wagon", ary ny iray hafa kosa voatsindry tao ambanin'ny kirihitra.
Tourisme :
Le paquebot de croisière Island Sky à Majunga !
Le paquebot de luxe Island Sky a fait son dernier toucher pour cette saison de croisière à Majunga le mardi 23/12/2025 dernier, un moment fort et mémorable. Les 82 touristes à bord ont eu le privilège de découvrir le Lac Sacré de Mangatsa et de visiter l’atelier d’art SOA TIGRA , riche en savoir-faire local. L’expérience s’est poursuivie par une balade authentique en tuk-tuk dans la ville, favorisant une immersion totale dans le quotidien chaleureux des habitants.
Source Tour Operateur Majunga