🚗✈️ Voandalana au Quotidien · Programmes Événementiels & Services 🎭
Magazine en ligne — Tourisme · Culture · Voyage · Artisanat · Actualités de Madagascar
Andro manerantany ho an’ny fialamboly :
Hatao eny Mahamasina sy Ankorondrano ny 29 sy 30 Avrily ho avy izao
Hotanterahina ny 29 sy 30 avrily 2026, eny amin’ny Kianja BAREA Mahamasina sy ny QG Tanora Ankorondrano, ny fankalazana ny Andro Manerantany ho an’ny Fialamboly (JML 2026). Mandritra izany dia hisy fandaharana isan-karazany ho an’ny rehetra, ahitana hetsika ara-panatanjahantena, ara-kolontsaina ary kilalaon-tsaina maro samihafa, miaraka amin’ireo hetsika mifantoka amin’ny fahasalamana sy fianantsoa. Ho anisan’ny hanamarika ny hetsika ihany koa ny fifanakalozan-kevitra momba ny “Fialamboly eto Madagasikara” sy ny fresque participative mitondra ny lohahevitra hoe “Mamorona miarka, manova miaraka”. Tanjona amin’ity hetsika ity ny hampiroborobo ny fialamboly ho fitaovana fanabeazana sy fampandrosoana, sady hanamafisana ny firaisankina sy ny fihavanana eo amin’ny tanora Malagasy.
Marihina fa io hetsika io dia karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena amin’ny alalan’ny Direction de la Promotion des Loisirs.
International Jazz Day 2026 :
Célébration le 29 au 30 avril
La journée internationale du « Jazz Day » sera célébrée aussi à Madagascar. Au programme :
Mercredi 29 avril
Finale tremplin Madajazzcar entre les formations gagnantes d'Antananarivo, Antsirabe,et Toamasina
17h à la TEINTURERIE (Ampasanimalo)
JEUDI 30 AVRIL
JAM SESSION
18h30 : FARA WEST (Faravohitra)
21h30 : LE GARAGE (Antsahavola)
Source : Madajazzcar Festival Official
🌦️ Météo du samedi 18 avril 2026 :
Plusieurs régions sous la pluie à Madagascar
Pour ce samedi, des averses sont attendues dans de nombreuses régions de Madagascar, notamment dans Betsiboka, Bongolava, Analamanga, Itasy, Vakinankaratra, Vatovavy, Fitovinany et Atsimo Atsinanana. Les pluies concerneront également une grande partie de Melaky et Alaotra Mangoro, ainsi que la zone Est d’Amoron’i Mania, l’extrême Est de Matsiatra Ambony et Ihorombe, le Sud de Atsinanana, sans oublier les localités de Miandrivazo et Taolagnaro.
En revanche, les précipitations seront plus rares sur une bonne partie de Diana ainsi que dans le Nord de Sofia. Le ciel restera fortement nuageux dans le Nord-Est de l’île.
Dans les autres régions, on observera simplement le passage de quelques nuages, avec un temps globalement plus calme.
Source : Service météorologique de Madagascar
🚧 Fampahafantarana :
Fanapahana sy Fanamboaran-dalana eto an-drenivohitra
Araka ny tatitra navoakan’ny tompon’andraikitra misahana ny fivezivezena an-tanàn-dehibe, dia hisy ny asa fanatsarana sy fanamboaran-dalana hatao eto Antananarivo. Tafiditra ao anatin’izany ny fanapahana lalana amin’ireo faritra sasany mba hahafahana manatanteraka asa fanamboarana maharitra sy manatsara ny fivezivezen’ny fiara sy ny mpandeha.
Manomboka ny Zoma 10 Aprily 2026 ny asa ary vinavinaina hifarana ny Alahady 10 Mey 2026. Mandritra izany fotoana izany dia hisy fiovana amin’ny fivezivezen’ny fiara, indrindra amin’ireo zotra mahazatra toy ny Taxibe 163 sy ny zotra D/B. Hisy ny fanovana lalana na ny fihodinana manokana ho an’ireo fiara mpitatitra mba hisorohana ny fitohanan’ny fifamoivoizana.
Ny faritra voakasika amin’izany asa izany dia ahitana an’i Ampasika, Ankasina, Ambodihatrimo, Alakamisy, Mahitsy, ary ireo lalana lehibe toy ny Boulevard de l’Europe (Madinox) sy ny Chinoise Saisonière. Ireo fanovana ireo dia natao mba hahafahana manatanteraka ny fanamboarana lalana mirefy 67 hektara, izay antenaina hanatsara ny kalitaon’ny lalana sy ny fiarovana ny mpampiasa azy.
Concerts et Musique
« Lundi de Pâques 06 Avril 2026 »
Revy Be Promax (Lundi 6 Avril) : Grand concert au Coliseum Antsonjombe avec Wendy Cathalina, Dadi Love, Lico Kininike, Annicette, Majesty, et plus.
Lundi de Pâques à Namontana (Lundi 6 Avril) : Kianja ny Maiso Titanic avec Ceasar, Wendy Cathalina, Rah Ckiky.
8ème ÉDITION DU SALON DU CHOCOLAT ET DE LA GOURMANDISE
« Chocolats en fête »
Pour la 8ème année consécutive, le Salon du Chocolat et de la Gourmandise revient enchanter la capitale malgache. Organisé par le Wednesday Morning Group, sous le signe « Chocolats en fête », cet événement unique est devenu un rendez-vous incontournable pour les amateurs de cacao et de douceurs raffinées à Madagascar qui se tiendra le samedi 28 mars 2026 de 9h à 18h au Carlton Hotel Anosy.
Cet événement majeur réunira l'ensemble des artisans chocolatiers, pâtissiers et professionnels de la gastronomie autour d'un objectif commun : célébrer et développer la culture du chocolat à Madagascar.
Une journée d'échanges, de dégustations, de rencontres et de perspectives pour accompagner la modernisation et la valorisation du secteur chocolatier malgache.
Contacts : 034 25 122 14 / 032 41 971 69
Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Matematika 2026 :
« Mathématiques et Espoir »
Ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Matematika (JIM) 2026, manana ny lohahevitra hoe « Mathématiques et espoir », dia ho tanterahina eny amin'ny Oniversiten'Antananarivo ny 13 sy 14 Martsa 2026.
Mikarakara ny fifaninanana sy ny lalao ny AEMIA (Association des Étudiants en Mathématiques et Informatique d'Antananarivo).
| 🎯 Lohahevitra 2026 | Matematika sy Fanantenana (Mathematics and Hope) |
| 📅 Daty | 13 sy 14 Martsa 2026 |
| 📍 Toerana | Oniversiten'Antananarivo |
| 🎮 Hetsika | Fifaninanana lalao stratéjika : Belote, Dominos, Echecs, Fanorona — ary koa « Fanontaniana ho an'ny matematisiana » |
| ✍️ Faran'ny fisoratana anarana | 11 Martsa 2026 |
| 📞 Fifandraisana |
📲 WhatsApp : 034 518 25 39 📧 aemia.dia@gmail.com 🌐 www.aemia.mg |
Ary mbola hisy koa ny Exposition Mathématiques eny amin'ny Chalet connecté de la Faculté des Sciences.
13-14 Martsa 2026
Oniversiten'Antananarivo
"SALON DES TRANSPORTS ET DE LA CHAÎNE LOGISTIQUE" :
ANDIANY FAHA-6 !
Eo ambany fiahian'Andriamatoa Juste Crescent RAHARISONE, Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro, no hanatanterahana ny andiany faha-6 amin'ny "Salon des Transports et de la Chaîne Logistique", ny 13 sy 14 Martsa 2026 eny amin'ny Stade Barea Mahamasina.
Hivondrona ao anatin'izany ireo mpisehatra rehetra amin'ny fitaterana an-dalambe, an'habakabaka, an-dranomasina ary an-dalamby, miaraka amin'ireo matihanina amin'ny rojom-pitaterana sy lozistika mba hiara-hampandroso ny sehatry ny fitaterana eto Madagasikara.
Fotoana iray lehibe hifampizarana traikefa, hifampidinihana ary hanamafisana ny hoavin'ny fitaterana sy ny lozistika.
13-14 Martsa 2026
Stade Barea Mahamasina
6ème ÉDITION DU SALON DES TRANSPORTS ET DE LA CHAÎNE LOGISTIQUE
Sous le haut patronage de Monsieur Juste Crescent RAHARISONE, Ministre des Transports et de la Météorologie, se tiendra les 13 et 14 mars 2026 au Stade Barea Mahamasina la 6ème édition du Salon des Transports et de la Chaîne Logistique.
Cet événement majeur réunira l'ensemble des acteurs du transport terrestre, aérien, maritime et ferroviaire ainsi que les professionnels de la logistique autour d'un objectif commun : développer le secteur des transports à Madagascar.
Deux journées d'échanges, d'exposition, de rencontres B2B et de perspectives pour accompagner la modernisation du secteur.
Rendez-vous les 13-14 mars 2026
Stade Barea Mahamasina