🚗✈️ Voandalana ami du voyageur 🧳🌺 - Magazine en ligne.
Voandalana Ami du Voyageur, namana mahatoky manampy eo amin'ny dia atao, fizahan-tany, vokatry ny tany, ary ny asa tanana
Voandalana Ami du Voyageur, compagnon fidèle au service du voyage, tourisme, des produits du terroir, et de l'artisanat
Voandalana Ami du Voyageur, a faithful companion serving travel, tourism, local products, and crafts
Hahitana fampisehoana lakana nentim-paharazana, dihy sy hira amoron-dranomasina, fanjonoana ary fampirantiana ireo vokatra avy amin'ny ranomasina. Ity festival ity dia mampahatsiahy ny fifamatoran'ny mponina amin'ny ranomasina sy ny maha-zava-dehibe ny fiarovana ireo harena an-dranomasina ho lovain'ny taranaka.
Festival des Fruits de Mer : Hatao ao andrenivohitry Boina
Ny 22 ka hatramin'ny 30 Aogositra, i Mahajanga kosa dia hampiantrano ny Festival des Fruits de Mer.
Ho lanonana lehibe ho an'ireo tia sakafo sy gastronomia izy ity, satria hanolotra ireo karazan-tsakafo vita amin'ny hazan-dranomasina, toy ny makamba, foza, trondro, angisy ary ireo vokatra hafa mampiavaka ny morontsiraka andrefana.
Hanampy izany ny fampisehoana ara-kolontsaina sy ny hetsika ara-barotra, ka hanamafy ny lazan'i Mahajanga ho iray amin'ireo tanàna fizahan-tany lehibe indrindra eto amin'ny Nosy.
Festival Tsolabe : Nosy Boraha hankalaza ny kolontsainy
Hamarana ity volana feno hetsika ity ny Festival Tsolabe, hatao ny 28 ka hatramin'ny 31 Aogositra any Nosy Boraha (Sainte-Marie).
Ho fanandratana ny kolontsaina sy ny tantaran'ny Sainte-Marie, izay malaza amin'ny trozona, ny tora-pasika ary ny vakoka ara-tantara, no tanjony. Hisy mozika, dihy, fampirantiana ary hetsika maro hahafahan'ny mpitsidika miaina ny hakanton'i Sainte-Marie sy ny fandraisana vahiny izay mampiavaka azy.
Atsimo Andrefana Economic Awards : Toliara hanome lanja ny fampandrosoana
Ankoatra izany, ny 29 Aogositra, dia hatao any Toliara ny Atsimo Andrefana Economic Awards, hetsika iray izay hanome lanja bebe kokoa ireo mpandraharaha, orinasa ary tetikasa mandray anjara amin'ny fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy ao amin'ny faritra Atsimo.
Ankoatra ny fanomezan-danja, ity hetsika ity dia hampiseho fa mifameno ny fizahantany, ny kolontsaina, ny fandraharahana amin'ny fananganana faritra matanjaka sy maharitra.
Yves Rindra
MARESAKA NY ARABE ETO ANDRENIVOHITRA, VANIMPOTOANAN'NY DIDIMPOITRA IZAO
TOURISME : RENDEZ-VOUS DU SOOKANY TROPHY 2026 À DIEGO-SUAREZ
PRATIQUE COUTUMIÈRE MALGACHE : LES RUES DE LA CAPITALE TRÈS ANIMÉES PAR L'AMBIANCE DE LA SAISON DE CIRCONCISION
[Réduire le didimpoitra à un simple geste médical serait pourtant ignorer sa véritable dimension dans la société malgache.]
Les rues toujours animées. Actuellement, les rues de la capitale vivent le rythme et l'ambiance de la saison de la circoncision à Madagascar. Pour les passants, il est fréquent de croiser de longues files de personnes avançant au son des chants et des tambours.
MARESAKA NY ARABE ETO ANDRENIVOHITRA, VANIMPOTOANAN'NY DIDIMPOITRA IZAO
[Tsy ireo eto Madagasikara ihany fa na ireo Malagasy monina any ivelany aza dia manao didimpoitra ireo zazalahy ihany koa.]
Ny zava-misy amin'izao : matetika mahita na mifanena amin'olona marobe manao andiany, milahatra, eny an'arabe, misy bapampa, mihira, mandihy. Ao ny milanja fary lavabe. Misy ny manao antsangory zaza.
FILIÈRE VANILLE MALGACHE : MÉVENTE, CHUTE DES PRIX ET COLÈRE DES PLANTEURS
[Collecteurs, exportateurs... où êtes-vous ?]
La vanille, longtemps considérée comme « l'or noir » de Madagascar, traverse une nouvelle zone de turbulences. Après avoir fait vivre des milliers de familles dans le Nord-Est de la Grande Île, cette culture emblématique est aujourd'hui confrontée à une crise de commercialisation qui plonge les producteurs dans le doute.
VAKANSA : AIZA NO HALEHA MANDRITRA NY FOTOAM-PIALANTSASATRA ?
[Aogositra : volana iray hankalazana ny kolontsaina sy ny fizahantany manerana an'i Madagasikara]
Mandritra izao vanim-potoanan'ny fialan-tsasatra izao, ny volana Aogositra no iray amin'ireo vanim-potoana tena hampiavaka an'i Madagasikara eo amin'ny sehatry ny fizahantany sy ny kolontsaina amin'ity taona ity.
TOURISME : RENDEZ-VOUS DU SOOKANY TROPHY 2026 À DIEGO-SUAREZ
Le Sookany Trophy 2026 aura lieu sur la plage Ramena à Diégo Suarez à partir du 17 juillet prochainement. L'événement durera pendant trois jours.
📰 Blog Voandalana au Quotidien
🌿 Escales & Découvertes — Madagascar
La fête du Santabary : La grande délaissée de la tradition paysanne et coutume malgache !
Lire →Valiha : L'instrument qui fait vibrer l'âme de Madagascar !
Lire →Patrimoine textile : Le kapaiky et le lamba akotofahana, symbole d'une identité !
Lire →« Taombaovao malagasy » - Anosimanjaka : 465è nouvel an traditionnel, résurgence du passé et « Alahamadibe » confirmé !
Lire →Portrait de Lija : Un artiste malgache aux multiples talents
Lire →Cinéma Malgache : Huit jeunes producteurs formés à la coproduction Internationale
Lire →Réserve d'Ankafobe : Un sanctuaire discret face aux défis de la conservation à Madagascar !
Lire →CHANGEMENT CLIMATIQUE : CAS DE MADAGASCAR - « HAUSSE DES TEMPERATURES, RETARD DE LA SAISON DES PLUIES, RACCOURCISSEMENT ET FORTES PRECIPITATIONS »
Lire →Supposées « camoufler des richesses » : Des forêts et aires protégées convoitées, menacées ou ravagées !
Lire →Grandes vacances et « Famadihana » : Affluence énorme vers les provinces, les taxi-brousses ont presque doublé !
Lire →Fitaterana amin'ny lakana : Noferana enina ny olona azo entina isaky ny mandeha
Lire →Madagascar séduit les touristes : Affluence des bateaux de croisière de Novembre à Décembre !
Lire →Destination Madagascar : Le tourisme de croisière en vogue, préférence ou prudence !
Lire →TCE Railway Line: The Train Will Whistle Again
Lire →Aéroport-Ivato : La capacité du terminal national a été doublée !
Lire →Tourisme-Madagascar : Des offres promotionnelles pour séduire les Malagasy à visiter ses merveilles !
Lire →La fête du Santabary : La grande délaissée de la tradition paysanne et coutume malgache !

Lire →ESPACE PUBLICITAIRE