🚗✈️ Voandalana ami du voyageur 🧳🌺 - Magazine en ligne.
Voandalana Ami du Voyageur, namana mahatoky manampy eo amin'ny dia atao, fizahan-tany, vokatry ny tany, ary ny asa tanana
Voandalana Ami du Voyageur, compagnon fidèle au service du voyage, tourisme, des produits du terroir, et de l'artisanat
Voandalana Ami du Voyageur, a faithful companion serving travel, tourism, local products, and crafts
Tsiahivina fa miova saika isam-bolana ny vidin-tsolika eto Madagasikara ka indraindray izy miakatra, na koa midina. Fa mbola mampanahy ny mety ho fiakaran'ny vidin-tsolika aoriana kely eo raha mbola mitohy ny ady ao Moyen Orient, izay ifanaovan'ny Amerikanina sy Israeliana an-daniny, ary ny Iraniana an-kilany. Satria ny fiantraikan'io ady io no mahatonga izao fiakaran'ny vidin-tsolika eo amin'ny tsena iraisam-pirenena izao.
Ami Ral
Vidin-tsolika : Nahitana fidinany ny teto an-toerana, miakatra ny any ivelany
Nahitana fidinany ny vidin-tsolika eto Madagasikara nanomboka ny 5 marsa teo na efa miakatra tsikelikely aza ny eo amin'ny tsena iraisam-pirenena. Manodidina ny 200 ariary isaky ny litatra ny fidinany. Ny lasantsy, ohatra, lasa 4900 ariary ny litatra raha 5100 ariary izy teo aloha.
Destination Madagascar : Des sites touristiques merveilleux, mais un défi majeur encore à relever
[En réalité, l'enjeu principal réside dans la capacité du pays à créer un environnement global favorable au développement touristique et à l'investissement.] Île de contrastes et de merveilles naturelles, Madagascar fait rêver les voyageurs du monde entier.
Anosimanjaka-Ambohitrimanjaka : Des descendants de lointains princes japonais réfugiés à Madagascar !
« Malgache, qui es-tu ? » Tel était le titre de l'exposition présentée au Palais d'Andafiavaratra entre 1973-1974, organisée par le gouvernement malgache, dans le cadre de la célébration de la fête de l'Indépendance. Concernant particulièrement Anosimanjaka et Ambohitrimanjaka, il y aurait parmi la population des descendants de lointains princes japonais réfugiés à Madagascar !
Trafic d’animaux protégés : Les tortues de plus en plus menacées
Madagascar abrite une faune unique et exceptionnelle dont de nombreuses espèces sont protégées. Découvrez les animaux emblématiques de la Grande Île bénéficiant d'une protection particulière.
Anosimanjaka-Ambohitrimanjaka : Misy mponina tranainy taranak'andriana japoney nitsoaka nankaty Madagasikara !
"Malagasy, iza moa ianao?" Io no lohatenin'ilay Fampirantiana natao tao amin'ny Lapan'Andafiavaratra, izay nokarakarain'ny Fanjakana malagasy, ary tafiditra tao anatin'ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena (1973-1974).
Anosimanjaka dia tanàna miala eo amin'ny 15 kilaometatra andrefan'Antananarivo renivohitr'i Madagasikara, ary ao anatin'ny kaominin'Ambohitrimanjaka, distrikan'Ambohidratrimo.
Ankarabolava-Agnakatrika : Une forêt vierge en sursis dans le district de Vangaindrano
[La préservation d'Ankarabolava-Agnakatrika dépasse le cadre local.] Dans le district de Vangaindrano, au sud-est de Madagascar, se trouve Ankarabolava-Agnakatrika, une zone forestière encore largement méconnue du grand public. Cette forêt constitue une Nouvelle Aire Protégée (NAP) couvrant environ 772 hectares, gérée en collaboration avec le Missouri Botanical Garden.
Tsena sy fivelomana : Misy efa telopolo taona nivarotana voankazo ary anisany ny zavokà
[Mifanohitra amin'ny finoan'ny besinimaro, ny zavokà dia tena tsara ho an'ny fahasalamana]
“Tsy misy asa ratsy” ary mahavelona ny asa fivarotana voankazo. Misy efa telopolo taona nivarotana voankazo ary anisan’izany, ohatra, ny zavokà.
🏝️ Séjour — Réservez maintenant !
🍯 Produits artisanaux — 100% Made in Madagascar
📸 Votre publicité ici — Contactez-nous
🎶 Festival Culturel — Ne manquez pas l'événement !
⚽ Sponsoring Football — Votre marque en avant !