Tourisme à Madagascar Des paysages affectés par le passage de deux cyclones
[Aujourd'hui, l'inquiétude porte sur l'état de ces circuits touristiques]
Madagascar a été fouetté par le cyclone deux fois en deux semaines. Après le passage de Fitia, c'est Gezani qui est venu balayer une partie du littoral, laissant derrière lui un paysage marqué par les vents violents, les pluies diluviennes et les inondations. Si le bilan officiel reste encore en consolidation, une évidence s'impose déjà : plusieurs sites touristiques emblématiques ont été affectés, mettant à l'épreuve un secteur clé de l'économie nationale.
Deux villes portuaires, piliers du tourisme de croisière et vitrines régionales du pays, figurent parmi les plus durement touchées : Toamasina, sur la côte Est, et Mahajanga, sur la côte Ouest. Connues respectivement sous les noms de Tamatave et Majunga, elles attirent chaque année des milliers de visiteurs, séduits par leurs plages, leurs réserves naturelles et leur ambiance urbaine animée.
Lire la suite
20 février 2026
Asa amin'ny sambo "cruise ship" :
Mandray mpiasa avy amin'ny firenena maro, anisany i Nomena Jacques Euraldo
Asa iray efa maro mpanao nefa mbola tsy dia fantatra loatra eto Madagasikara ny asan'ny tantsambo amin'irony antsoina hoe "Cruise Ship" irony na "bateau de croisière". Misy amin'izy ireny mandray mpiasa avy amin'ny firenena maherin'ny fitopolo ka anisan'izany ny teratany malagasy Nomena Jacques Euraldo, izay monina any ivelany ankehitriny. Mikasika izany dia manazava ny tontolon'ny asa tatsambo amin'ny sambo « cruise ship » i Nomena Jacques Euraldo, araka ny zavatra navoakany tao amin'ny Pejy fesiboky "Malagasy en France" tamin'ity volana Febroary 2026 ity.
Sambo lehibe mpitondra mpandeha mpanao vakansa na koa hoe "Hôtel flottant" ny « cruise ship ». Any ivelany dia efa tena malaza be sy maro mpankafy ny fandehanana amin'izy ireny. Manomboka amin'ny zaza hatramin'ny antitra dia tia mandeha sambo "croisière" avokoa. Misy aza moa ny vazaha efa misotro ronono dia efa namany mipetraka anatin'ireny sambo ireny satria mijanona am-bolana maromaro ao, dia mody kely herinandro fotsiny, avy eo miverina indray.
Araho ny tohiny
20 février 2026
Harena voajanahary eto Madagasikara :
Maro ny zavamaniry azo avadika ho solika bio !
Manoloana ny fiakaran'ny vidin-tsolika sy ny fiovaovan'ny toetr'andro maneran-tany, mitady vahaolana maharitra sy mitsinjo ny tontolo iainana ny firenena maro. Ho an'i Madagasikara, izay manankarena zavamaniry sy harena voajanahary, dia azo trandrahana sy tombony lehibe ny fanamboarana solika bio na biocarburant avy amin'ny vokatra eto an-toerana. Tsy vitan'ny hoe manampy amin'ny fampihenana ny fiankinan-doha amin'ny fanafarana solika avy any ivelany izany, fa mety ho loharanom-bola sy asa ho an'ny tantsaha sy ny indostria ihany koa.
Anisan'ny zavamaniry heverina ho manana ho avy mamiratra amin'ny famokarana biodiesel ny Jatropha (Jatropha curcas). Ny voany dia ahitana menaka avo lenta izay azo ahodina ho solika biodiesel ampiasaina amin'ny milina sy fiara sasany.
Araho ny tohiny20 février 2026
Destination Madagascar :
Des journalistes suisses viennent à la rescousse !
Allier profession et tourisme n'est pas un simple slogan accrocheur : c'est une réalité tangible que démontrent actuellement sept journalistes suisses en mission à Madagascar. Arrivés à l'aéroport international d'Ivato le 18 février 2026, ces professionnels des médias participent à un voyage de presse organisé par Transcontinents Madagascar, en étroite collaboration avec l'Office national du tourisme de Madagascar (ONTM).
Du 19 au 25 février 2026, leur périple les conduit au cœur du sud malgache, à travers un itinéraire soigneusement conçu pour révéler la diversité et la richesse incomparable de la Grande Île. Cette initiative illustre parfaitement la synergie possible entre activité professionnelle et découverte touristique. Micro en main, appareil photo en bandoulière et carnet de notes à portée de regard, ces journalistes ne sont pas de simples visiteurs : ils sont des passeurs d'images et d'émotions.
Lire suite20 février 2026
🏝️ Séjour - Réservez maintenant !
🍯 Produits artisanaux - 100% Made in Madagascar
📸 Votre publicité ici - Contactez-nous
🎶 Festival Culturel - Ne manquez pas l’événement !
⚽ Sponsoring Football - Votre marque en avant !
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / +261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg
Responsable de publication et Rédacteur en chef
RAHERIMANDRATOSOA Vonison Jedidie