Miss Tourism World 2025Hendry Tsiky représenteraMadagascar en Malaisie
[Une représentante malgache prend d'assaut le concours international de beauté et de culture]
Un événement prestigieux au cœur de Kuala Lumpur. Le samedi 18 octobre 2025, Kuala Lumpur, la capitale de la Malaisie, accueillera la grande finale de Miss Tourism World 2025. Parmi les candidates, Hendry Imanuella Tsiky Andriambolatiana, une jeune femme dynamique et engagée, se présentera sous le drapeau malagasy. Cet événement, qui célèbre non seulement la beauté, mais également la culture et le tourisme des pays participants, promet d'être une occasion mémorable pour Madagascar.
Lire la suite
10 Octobre 2025
Fandraharahana
Misedra olana koa izao ireo orinasa misehatra amin’ny fizahantany
Anisan’ny misedra olana koa ankehitriny ireo orinasa misehatra amin’ny fizahantany eto Madagasikara. Na tsy anisan’ireo orinasa voaroba tamin’ny andron’ny 25 septambra lasa teo iny aza dia misehatra olana koa izao orinasa misehatra amin’ny fizahantany. Tsy inona akory no nahatonga izany fa noho ny korontana miseho eto amin’ny firenena efa maherin’ny tapabolana izao. Anisan’ny misehatra amin’ny fizahantany ireo ny orinasa OMEE Voyage, izay ao anatin’ny “Groupe Kirindy”. Izy dia mikarakara momba ny fandraisana sy fitondrana mpizahatany eto Madagasikara. “Raha ny hitanay izao dia lasa miditra fatiantoka amin’ny orinasa ny korontana misy ankehitriny”, hoy ny tompon’andraikitra iray avy ao amin’ity orinasa ity tao anatin’ny resadresaka nifanaovana taminy.
Lire la suite
10 Octobre 2025
Orinasa voaroba
Mbola ho sarotra ny fanarenana
Tapabolana mahery aty aoriana, mampanahy ny ho avin’ny fandraharahana sy fihariana eto Madagasikara. Mbola ho sarotra ny fanarenana ireo orinasa voaroba tamin’ny andron’ny 25 Septambra tao anatin’ilay hetsika fitakiana nateraky ny olan’ny jiro sy rano iny. Maherin’ny 200 miliara ariary ny tomban’ny fahapotehana sy ny fatiantoka, araka ny tarehimarika vonjimaika ofisialy. Ankoatr’izany, mpiasa manodidina ny roa arivo eo ihany koa no very asa.
Lire la suite
10 Octobre 2025
KOLONTSAINA MALAGASY :
INONA NO ATAO HOE “ZOMBA” ?
Ny teny hoe “Zomba” dia malaza indrindra any Andrefana, Atsimo ary Atsimo Andrefan’i Madagasikara . Tsy dia fantatra loatra izy io any Afovoantany, na dia eo aza ireo mpandala fomban-drazana . Ireo foko manao fomba lehibe toa ny Fitampoha, Fanompoambe ary Lohavogny no tena mahafantatra sy mampihatra ny mikasika azy.
Famaritana tsotsotra
Ny Zomba dia “trano masina” na “trano fivavahana” . Tsy misokatra isan’andro izy fa amin’ny fankalazana ara-drazana lehibe ihany no anaovana izany. Ankoatra ny maha-toerana masina azy, dia fitehirizana ny vatana na ny sisan’ny Mpanjaka ihany koa izy.
Lire la suite10 Octobre 2025
Lovan-tsofina sa finoana : Fambolena sosety
“Mahatonga fahantrana” nefa “mitondra zavatsoa ho an’ny fahasalamana” !
"Mahatonga fahantrana ny fambolena sosety"… Nefa mitondra zava-tsoa maro ho an’ny fahasalamana !
Vanim-potoana fahavaratra no tena fahavokaran’ny sosety na antsoina koa hoe (chayote na christophine) eto amintsika. Mbola lafo sy zara raha misy izy eny antsena satria dia ventiny 2 na 3 eo ny 1000 Ariary.
Araka ny resaky ny Malagasy maro, dia misy lovan-tsofina hafahafa mipetraka izy io : "Mampahantra hono ny fambolena sosety." Ity zavamaniry mora hambolena sy miakatra amin’ny hazo ity, dia tena harenan’ny fahasalamana anefa !
Lire la suite
10 Octobre 2025
Le 87ème prix Albert Londres sera
décerné à Beyrouth le 25 octobre
[Plus d’un siècle après, la mission d’informer malgré les guerres et les murs reste essentielle, incarnant l’esprit même de ce prix.]
Le prestigieux Prix Albert Londres, qui récompense chaque année les meilleurs reportages écrits et audiovisuels en langue française, sera décerné le 25 octobre 2025 à Beyrouth. Cette annonce a été faite par l’Association organisatrice, soulignant l'importance de cet événement dans le paysage médiatique francophone.
Ville chargée d’histoire
La capitale libanaise devait initialement accueillir l’édition précédente du prix, mais les bombardements israéliens avaient contraint le jury à déplacer ses travaux à Paris. Le choix de Beyrouth pour cette 87ème édition revêt une signification particulière, marquant un retour symbolique aux racines du grand reportage. Albert Londres, le journaliste dont le nom est associé à ce prix, écrivait en 1919 : « Beyrouth est une ville heureuse ».
Lire la suite10 Octobre 2025
En attente de l’AGOA
Les exportations de Madagascarvers les USA taxées à 47%
[Selon les explications données par le président américain Donald Trump, la mesure s’inscrit dans le cadre d’une nouvelle politique tarifaire qualifiée de « réciproque ».]
Quand est-ce que sera reprise l’AGOA (African Growth and Opportunity Act) ? En attente de l’AGOA, les exportations de Madagascar vers les USA sont taxées à 47% depuis le 1er Octobre 2025 . En effet, cet avantage de détaxation douanière bénéficié par les exportations malgaches vers les Etats-Unis s’est expiré le 30 septembre de cette année.
Au lendemain du retour de Donald Trump à la présidence américaine, les États-Unis ont augmenté les taxes douanières payées par les produits qu’ils importent de l’étranger dont ceux provenant des pays africains, allant jusqu’à 50%. Madagascar, deuxième fournisseur textile d’Afrique subsaharienne vers le marché américain, est concerné par un taux de 47 %, l’un des plus élevés annoncés
Lire la suite10 Octobre 2025
🏝️ Séjour - Réservez maintenant !
🍯 Produits artisanaux - 100% Made in Madagascar
📸 Votre publicité ici - Contactez-nous
🎶 Festival Culturel - Ne manquez pas l’événement !
⚽ Sponsoring Football - Votre marque en avant !
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg
Responsable de publication et Rédacteur en chef
RAHERIMANDRATOSOA Vonison Jedidie