🚗✈️ Mbay Lalana 🧳🌺 - Laissez passer.

🛩️ *Quels moyens de transport privilégier pour explorer les trésors de cette île envoûtante? Découvrez les astuces et conseils pour un voyage inoubliable à travers ses paysages captivants.

EDITO : Voankazo an’Ala

Fifanomezan-tanana !

Malaza amin’ny fihavanana sy ny firaisankina ny Malagasy. Rehefa misy fahoriana, na zava-tsarotra mahazo dia mifampahery, mifanohana, mifanome tanana. Iaraha-mahalala ny zava-niseho teto amin’ny firenena tamin’ireny fandrobana tranombarotra sy orinasa vao haingana ireny, na teto an-drenivohitra io, na tany amin’ny faritany. Niteraka fatiantoka tsy hita pesimpesenina ny fahavoazana naterak’izany. Maro ihany koa ireo very asa na lasa tsy an’asa vokatr’izany. Taorian’izay dia nisy ny antso nataon’ireny orinasa voaroba ireny mba hamerenana ireny fananany norobaina ireny. Nisy tokoa ny efa tafaverina ny sasany taminy, ka anisan’ireny ireo fiara kodiaran-droa na môtô izany. Misy amin’ireo tranombarotra voaroba ihany koa no nanao filazana mba hanateran’ny olona izay mahita ireny fitaovana toy ny harona voatokana fitondran’ny mpanjifa ny entana vidiany amin’ireny magazay lehibe “Grande Surface” ireny ka hanatitra izany eny amin’ny biraon’ny fokontany. Ankoatr’izay, misy mihitsy aza orinasa miantso ireo tsara sitrapo mba hanampy azy amin’ny fanarenana indray ny orinasany, ohatra ny toerana fivarotam-boky voaroba, izay manasa ny olona manana boky afaka hanatevenana indray ireo boky amidiny. Izany dia tonga amin’ilay fitenintsika Malagasy manao hoe “voin-kava mahatratra !”. Tahaka ny tanan-kavia sy havanana io ka izay didia-maharary. Na tiana na tsy tiana dia tsy maintsy hisy fiantraikany eo amin’ny fiainan’ny Malagasy iny fahavoazan’ny orinasa maro niharan’ny fandrobana iny, na mivantana izany na an-kolaka. Voalohany, manampy eo amin’ny fanomezana tolotra sy famatsiana entana ilain’ny mponina izy. Faharoa, miantoka ny fiveloman’ireo Malagasy mpiray tanindrazana ihany koa izy.

Mandrato

12 Octobre 2025

Fandraharahana


Misedra olana koa izao ireo orinasa
misehatra amin’ny fizahantany !

Anisan’ny misedra olana koa ankehitriny ireo orinasa misehatra amin’ny fizahantany eto Madagasikara. Na tsy anisan’ireo orinasa voaroba tamin’ny andron’ny 25 septambra lasa teo iny aza dia misehatra olana koa izao orinasa misehatra amin’ny fizahantany. Tsy inona akory no nahatonga izany fa noho ny korontana miseho eto amin’ny firenena efa maherin’ny tapabolana izao. Anisan’ny misehatra amin’ny fizahantany ireo ny orinasa OMEE Voyage, izay ao anatin’ny “Groupe Kirindy”. Izy dia mikarakara momba ny fandraisana sy fitondrana mpizahatany eto Madagasikara. “Raha ny hitanay izao dia lasa miditra fatiantoka amin’ny orinasa ny korontana misy ankehitriny”, hoy ny tompon’andraikitra iray avy ao amin’ity orinasa ity tao anatin’ny resadresaka nifanaovana taminy. “Be dia be ny “client” manafoana ny fahatongavany”, hoy izy. Ankoatr’izany, nambarany ihany koa fa “Miditra chômage technique ny orinasa sasany. Be dia be ny mpiasa najanona. Misy koa antsasa-karama ihany no omena.”Ankoatr’izany, “nilatsaka be ny mpizahatany vahiny tonga raha miohatra amin’ny taona lasa”, hoy ihany io tompon’andraikitra io. “Nefa tamin’ity be dia be ny mpizahatany nanao famandrihana”, hoy izy.

Marihina fa ny anjara asan’ny OMEE Voyage dia mikarakara ny fangatahan’ny mpanjifa. Misy, ohatra, mpanjifa manao famandrihana hotely fotsiny. Ny OMEE Voyage , ohatra, no mitady mpiseradia (guide), na koa manao ny fifampiraharahana raha misy fanofana (location) atao momba ny fitaterana mankany amin’ny toeram-pitsangatsanganana fa tsy mandeha any amin’ilay toerana (sur terrain) izy. Maniry izy ny mba hiverenan’ny filaminana haingana eto amin’ny firenena mba hampizotra tsara indray ny fandraharahana eo amin’ny lafiny fizahatany.

Description de l'image
Anisan’ireo nandray anjara tamin’ny Foaran’ny Fizahantany sy ny Asa tanana teo Mahamasina ny OMEE Voyage

Ami Ral

12 Octobre 2025

Le 87ème prix Albert Londres


sera décerné à Beyrouth le 25 octobre

[Plus d’un siècle après, la mission d’informer malgré les guerres et les murs reste essentielle, incarnant l’esprit même de ce prix.]

Le prestigieux Prix Albert Londres, qui récompense chaque année les meilleurs reportages écrits et audiovisuels en langue française, sera décerné le 25 octobre 2025 à Beyrouth. Cette annonce a été faite par l’Association organisatrice, soulignant l'importance de cet événement dans le paysage médiatique francophone.

Ville chargée d’histoire

La capitale libanaise devait initialement accueillir l’édition précédente du prix, mais les bombardements israéliens avaient contraint le jury à déplacer ses travaux à Paris. Le choix de Beyrouth pour cette 87ème édition revêt une signification particulière, marquant un retour symbolique aux racines du grand reportage. Albert Londres, le journaliste dont le nom est associé à ce prix, écrivait en 1919 : « Beyrouth est une ville heureuse ». Cependant, dix ans plus tard, ses écrits évoquaient déjà des massacres et des violences, annonçant les prémices d’un conflit qui perdure encore aujourd’hui. Plus d’un siècle après, la mission d’informer malgré les guerres et les murs reste essentielle, incarnant l’esprit même de ce prix.

Sélections

Eliott Brachet (Le Monde)

Julie Brafman (Libération)

Emmanuel Haddad (L’Orient-Le Jour)

Iris Lambert (Society/Libération)

Ariane Lavrilleux (Disclose)

Célian Macé (Libération)

Matteo Maillard (Libération/Jeune Afrique)

Arthur Sarradin (Libération/Paris Match)

En ce qui concerne le prix audiovisuel, qui en est à sa 41ème édition, les nominés incluent :

Solène Chalvon-Fioriti (Fragments de guerre, France 5)

Marianne Getti & Agnès Nabat (Tigré : viols, l’arme silencieuse, Arte)

Jules Giraudat & Arthur Bouvart (Le Syndrome de La Havane, Canal+)

Julien Goudichaud (Calais-Douvres, l’exil sans fin, LCP)

Louis Milano-Dupont & Elodie Delevoye (Rachida Dati, la conquête à tout prix, France 2)

Solène Oeino (Le Prix du papier, M6)

Enfin, pour le prix du livre, qui en est à sa 9ème édition, les nominés sont :

Charlotte Belaich & Olivier Pérou (La Meute, Flammarion)

Siam Spencer (La Laverie, Robert Laffont)

Quentin Müller (L’Arbre et la tempête, Marchialy)

Elena Volochine (Propagande : l’arme de guerre de Vladimir Poutine, Autrement)

Héritage

Il est important de rappeler que l’an passé, Lorraine de Foucher (Le Monde) avait remporté le prix écrit, tandis qu’Antoine Védeilhé et Germain Baslé (Arte) avaient été récompensés pour le prix audiovisuel. Martin Untersinger (Grasset) avait, quant à lui, reçu le prix du livre. Créé en 1933 en mémoire d’Albert Londres (1884-1932), considéré comme le père du grand reportage moderne, ce prix est doté de 5 000 € pour chaque lauréat de moins de 41 ans.

Un Événement Incontournable pour le Journalisme Francophone

Le Prix Albert Londres est un rendez-vous attendu qui célèbre l’excellence du journalisme francophone, mettant en avant le courage, la vérité et l’engagement des journalistes. La cérémonie de remise des prix à Beyrouth promet d’être un moment fort, non seulement pour honorer les lauréats, mais aussi pour rappeler l’importance de la liberté de la presse dans un monde souvent en proie à la violence et à la censure. En rendant hommage à des reportages qui font écho aux réalités du terrain, le prix Albert Londres continue de jouer un rôle essentiel dans la promotion d’un journalisme de qualité et engagé.

Yves Rindra

12 Octobre 2025

Description de l'image

Commentaires