Site touristique de Ranomafana« L’escapade en canoë kayak attire de plus en plus de visiteurs étrangers »
Ranomafana, dans le district de Fanadiana, est l'une des régions les plus riches en termes de tourisme. Outre ses sources thermales, elle abrite un parc national de plusieurs dizaines de milliers d'hectares. Des excursions en canoë et en kayak y sont également proposées, attirant actuellement des touristes étrangers. À ce sujet, un entretien a été réalisé avec un jeune homme, Randriamamonjy Andriniaina Patrick,un des guides accompagnateurs en canoë kayak.
Lire la suite
29 Août 2025
Fiompiana landy
Loharanombola sady azo atao sakafo sy karazana fanafody
Fidiram-bola ho an’ny tantsaha sy ny mpanao Asa tanana ny famokarana landy. Kanefa koa tena azo atao sakafo sy karazana fanafody izy. Etsy an-danin’izany, misy koa ny olana.Mahakasika izany indrindra dia nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’Andriamatoa Randrianoharivony Barizaka, izay mpamokatra sy mpanao asa tanana vita amin’ny landy.
Araho ny tohiny
29 Août 2025
Vanimpotoana Vakansa lehibe
Anisany mahasarika ireo malagasy ny torapasiky ny morontsiraka
[Ivelan’ireo dia ireo manao vakansa miaraka amin’ny fianakaviana aloha no mbola betsaka.]
Na mbola ireo vahiny avy any ivelany aza no tena mibahana betsaka eo amin’ny tsenan’ny fizahantany eto Madagasikara dia mandeha miadana ihany ny fizahantany ato anatiny. Anisan’ireo mahasarika ireo teratany malagasy , ohatra, ny torapasiky ny morontsiraka. Maro amin’ireo mpanao vakansa avy aty Antananarivo sy afovoantany no mamonjy ny toerana misy ranomasina ao anatin’izao fotoam-pialantsasatra lehibe izao.
Araho ny tohiny
29 Août 2025
Festival « Botry Soa Fahitse »- 2ème édition
Un événement culturel, sportif et touristique valorisant la commune de Belo-sur-Mer
[Ces activités ont permis aux visiteurs de s’immerger dans la vie locale, de découvrir les coutumes et d’apprécier l’identité culturelle unique de Belo sur Mer.]
Belo sur Mer, village côtier du Menabe, a vibré au rythme de la seconde édition du Festival « Botry Soa Fahitse », organisée par le groupe Kimony Resort du 21 au 24 août 2025. Un événement qui mêle tradition, sport et tourisme pour valoriser la commune. Il a rassemblé les habitants et les visiteurs pour célébrer la culture locale, le patrimoine maritime et les paysages exceptionnels de cette commune historique et culturelle.
Lire la suite
29 Août 2025
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg