Natation-Abu Dhabi4 medailles d’or aux nageurs malgaches !
[Samilah Ranaivoson, une nageuse de 12 ans, a également brillé en remportant deux médailles d'argent dans les épreuves du 100 m brasse (1’25’’99) et du 50 m brasse (39’’44).]
Une performance remarquable. La nouvelle génération de nageurs malgaches a brillamment confirmé son potentiel lors de la compétition internationale de natation « Abu Dhabi Swim for Life », qui s'est déroulée du 12 au 14 décembre. Après une performance impressionnante à La Réunion quelques semaines plus tôt, les représentants de la Grande Île ont su se démarquer malgré un niveau de compétition très élevé. La Team « Madagascar Aquatics » a terminé à la 21e place parmi les soixante-et-une équipes participantes, un bilan positif qui témoigne de leur engagement et de leur talent. Au total, Madagascar a remporté onze médailles, dont quatre en or, quatre en argent et trois en bronze.
Lire la suite
19 décembre 2025
Fifamoivoizana :
Mampitaraina ny maro ny fapotehan’ny lalana
[Ankoatry ny vakansa mahabetsaka ny mpandeha, noho io faharatsian’ny lalana io dia misy fiakarany ny sarandalana amin’ny zotra nasiônaly rehetra]
Mihasarotra ny fifamoivoizana manerana an’i Madagasikara noho ny fahapotehan’ny lalampirenena ao anatin’izao vanimpotoanan’ny fahavaratra izao. Toe-javatra, izay mampikaikaika ny mpitondra fiara sy ny mpandeha, na taksibrosy io, na fiaran’olontsotra. Mikasika izay ihany dia nisy ny tafa fohy nifanaovana tamin’ny Filohan’ny Kaoperativa KOPFMM Rakotoarivelo Manantsoa, izay sady mpikambana eo anivon’ny Biraon’ny KMMTF(Komity Miara-Mitantana Tobim-piantsonana Fasankarana:
Lire la suite
19 décembre 2025
Fambolena Bonsai
Zavakanto avy amin’ny kolontsaina japoney !
Ny fambolena bonsaï dia zavakanto manan-danja sy manan-tantara avy amin’ny fomba amam-panao japoney. Ity teknika ity dia ahitana ny fanamboarana hazo kely ho toy ny endrika voajanahary, izay mitaky fahaiza-manao sy faharetana. Miparitaka maneran-tany ny bonsaï, ary eto Madagasikara dia efa maro ny olona miasa amin'ity zavakanto ity. Ny bonsaï dia nipoitra tany Sina tany amin'ny arivo taona lasa izay, saingy tany Japon no nitomboan'ity fomba ity ho zavakanto. Amin'ny teny japoney, ny "bonsai" dia midika hoe "zavamaniry nambolena ao anaty vilany". Ity teknika ity dia manome lanja ny hazo sy ny endriny, manaraka ny fitsipika sy ny teknika novolavolain'ny Japoney. Tamin'ny taonjato faha-14, ny bonsaï dia nentin'ireo andriana sy ny samurai, izay nahatonga azy ho zavakanto manan-kery.
Lire la suite
19 décembre 2025
Finoana
Ny matoatoa, angatra, lolo ary ny avelo teo amin’ny Malagasy !
[Ankoatr’izany, mampitahotra izy ireny, na mitabataba, na manakorontana.]
Iray ihany ve sa samihafa ny matoatoa, angatra, ny lolo ary ny avelo teo amin’ny Malagasy? Mety miteraka adihevitra eo amin’ny olona sasany, na eo amin’ny samy Malagasy ihany aza ny momba azy io. Adihevitra ny amin’ny fisiany, na ny tsy fisiany. Ao ny mino, ao ny tsy mino. Inona no mampitovy na ny mety mahasamihafa azy. Zavatra iray ihany ve no ambarany fa ny anarana fiantso isam-paritra fotsiny no samy manana ny azy? Misy ireo milaza na mijoro vavolombelona fa efa nahita, na nisehoany.
Lire la suite19 décembre 2025
Le train urbain
Une nouvelle offre de transport public pour les Tananariviens !
Une nouvelle ère s’ouvre pour la mobilité urbaine à Antananarivo. Depuis le 5 décembre dernier, les Tananariviens disposent d’une nouvelle offre de transport public avec la mise en service officielle du train urbain. Longtemps attendu, ce moyen de déplacement moderne a déjà commencé à transporter des passagers, séduits par sa praticité et son tarif accessible de 3 000 ariary le ticket
Lire la suite
19 décembre 2025
🏝️ Séjour - Réservez maintenant !
🍯 Produits artisanaux - 100% Made in Madagascar
📸 Votre publicité ici - Contactez-nous
🎶 Festival Culturel - Ne manquez pas l’événement !
⚽ Sponsoring Football - Votre marque en avant !
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / +261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg
Responsable de publication et Rédacteur en chef
RAHERIMANDRATOSOA Vonison Jedidie