« Foire aux Fromages »Les « Vita malagasy » tentent de défier les fromages importés
[Cependant, quelques problèmes freinent encore le développement du secteur.]
Ne pas se décourager malgré la concurrence étrangère. Effectivement, les « Vita malagasy » tentent de défier les fromages importés. Tel pourrait résumer parfaitement la « Foire aux Fromages », organisée du 10 au 12 juillet dans le jardin d’Antaninarenina. Un événement occasionnant « une explosion de saveurs à la rencontre des producteurs et consommateurs ». L’objectif de cette foire est clair, créer un espace d’échange direct entre les producteurs locaux et les consommateurs, valoriser les savoir-faire fromagers, et surtout, favoriser l’ouverture vers les marchés internationaux.
Lire la suite
11 Juillet 2025
Fiovan’ny toetany
“Miha-miakatra ny mari-pana na eo aza ny ririnina”
I Madagasikara dia anisan’ireo tany efa iharan’ny antsoina hoe “fiovan’ny toetany” manerana izao tontolo izao. Mba hahalalana misimisy bebe kokoa hoe tahaka ny ahoana no fisehony sy ny iainany izany dia nisy ny fanadihadiana nataonay teny amin’ny Foibem-pirenena momba ny toetry ny andro (Météorologie nationale) eto Madagasikara, izay eny Ampandrianomby-Antananarivo.
Araho ny tohiny11 Juillet 2025
« Festival Hosotra 2025 »
Les talents malgaches de la peinture mis à l’honneur jusqu’au 25 juillet
Les talents malgaches de la peinture sont mis à l’honneur jusqu’au 25 juillet, au cours du « Festival Hosotra 2025 ». Organisé par la Maison Sociale des Arts (MSA) dans le jardin d’Antaninarenina, il met en lumière les talents malgaches de la peinture, mais révèle aussi les défis auxquels les artistes font face.
Lire la suite
11 Juillet 2025
Fanjifàna hazandrano
Niakatra 7 kilao isam-batan’olona ny taham-pihinanana trondro eto Madagasikara
[Ny tanjona dia ny hampiditra bebe kokoa ny trondro ho anaty sakafo andavanandron’ny Malagasy.]
Mbola maro amin’ny Malagasy no tsy afaka mampiditra trondro ao anaty sakafony noho ny fahasahiranana ara-bola sy ny fahazarana ara-tsakafo mbola tsy niova. Saingy efa miakatra tsikelikely ny tahan’ny fihinanana trondro eto Madagasikara, izay lasa ho 7 kilao isam-batan’olona, araka ny tarehimarika navoakan’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga. Fiakarana iray manan-danja izany, izay vokatry ny ezaka natao tamin’ny fampahafantarana sy fanentanana manerana ny nosy.
Araho ny tohiny
11 Juillet 2025
Climate Change
“Madagascar faces two extremes:between floods and drought”
Madagascar is one of the countries most affected by "climate change" on a global scale. To learn more about its manifestations and his experience, we conducted a survey at the General Directorate of Meteorology (DGM) of Madagascar in Ampandrianomby-Antananarivo. The Director General of the DGM, Mr. Luc Yannick Andréas Randriamarolaza, agreed to be interviewed by our magazine Voandalana Ami du Voyageur (VAV). He holds a doctorate in "climate change and environment" from the Rovira i Virgili University (URV) in Spain, and is the author of numerous scientific publications. Here are the highlights of our interview.
Read more
11 Juillet 2025
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg