Carburant - Entre révision à la hausse et gel du prix
L’incertitude règne encore autour de l’ajustement du prix du carburant déjà annoncé par certains. En effet, on fait face entre la révision à la hausse et le gel du prix actuel du carburant. Si la révision à la hausse a été prévue ce mois de juillet, il n’en est pas ainsi.
Lire la suite
26 Juillet 2024
Tontolo iainana Antananarivo rakotra setroka !
Raha ny marina dia mbola ao anatin’ny haintany isika izao fa tsy hoe efa fahavaratra . Ny mahagaga anefa dia maizina sahady ny lanitra na ny habakabak’Antananarivo.
Lire la suite
26 Juillet 2024
Fikarohana Zezika vita amin’ny lalitra !
Misy biby heverina fa mpanimba zavatra kanefa mbola misy ilàna azy dia tsy inona izany fa ny lalitra, Efa misy amin ‘izao ny zezika vita avy amin’ny lalitra.
Lire la suite
26 Juillet 2024
AmbohimandrosoAnisan’ny gara nalaza fahiny
Lalana tsy maintsy lalovana ny tanànan’Ambohimandroso na hianatsimo, na hianavaratra raha mandeha manaraka ny lalampirenena faha-7 iny. Azo heverina fa eo Ambohimandroso ihany koa no misasaka ny lalana raha miala an’Antananarivo ho any Antsirabe, izay eo amin’ny valopolo kilaometatra eo.
Lire la suite26 Juillet 2024
TONGOLO MISY BIZINABE MITERAKA FAHALAFOSANY
Ity taona ity dia taona krizy amin’ny fahalafosan’ny tongolo “oignon” raha ampitahaina tamin’ny taona lasa sy talohan’izany. Tsapa tokoa fa nihoampapana ny fahalafosan’ny tongolo, izay manome tsiro sy hanitra ho an’ny nahandro sy ny sakafo.(
Lire la suite26 Juillet 2024
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg