🍇 ** Sakamalaho sy havozo - Produits et terroir **.

🥘 *Plongez dans l'univers des saveurs exotiques et des mets traditionnels qui éveilleront vos papilles : découvrez les secrets culinaires de cette destination gourmande.

FITATERANA NY MPANDEHA ENY AMIN’NY GARA MAKI AN-TSARY

Description de l'image
Samy manana ny anton-dia tsy maintsy ivezivezena ny mpandeha
Description de l'image
Efa manana ny zotra iandraiketany ity Guichet unique ity
Description de l'image
Izay tsy nahavimbina avy any ivelany dia eto no mividy voandalana
Description de l'image
Mbola ahitana karazana paoma mamy eto raha efa tsy misy firy intsony any ivelany
Description de l'image
Ireo mpandeha mbola mipetrapetraka miandry ny fiaingany
Description de l'image
Ireo fiara taksibrosy mamatratra entana
Description de l'image
Tabilao maneho ny sarandalana mbola mijanona amin’ny teo aloha

Vendredi 21 Féverier 2025

Description de l'image

Commentaires