EDITO : Voankazo an’Ala
Ny vahiny indray !
Miezaka manohana sy manampy antsika ireo firenena matanjaka any ivelany ary koa ny fikambanana iraisam-pirenena. Toy izay vao nataon’i Etazonia vao haingana teo. Ity firenena ity dia mamatsy vola tetikasa iadiana amin’ny fanondranana an-tsokosoko mankany ivelany ireo biby eto Madagasikara, toy izany koa ny kolikoly. Fa nahoana moa no ny Vahiny sy ny firenena hafa any ivelany indray no sarotiny sy miaro ireny harem-pirenena eto amintsika ireny ?
Lire la suite16 Août 2024
Fambolena sy vokatra sakafoVidian-dafo ny « Vary mainty » !
[Noho izany dia tsy ny olona rehetra no mahatakatra ny vidiny moa tsy dia misy hanao azy io ho fihinana toy ny vary tsotra hafa fahandro andavanandro.]
Raha ny vary no tenenina dia tsy vitan’ny hoe manana isika fa manan-karena i Madagasikara. Fa misy vokatra karazam-bary iray atao hoe « Vary mainty », izay vidian-dafo tokoa. Tena ara-bakiteny io anarana io satria mainty ranoray tanteraka ny lokon’ny voambary. Mba firy amin’ny Malagasy moa no mahalala io karazam-bary hafahafa tsy mbola fahita firy io ?
Lire la suite
16 Août 2024
Art et entreprenariat
Madagascar excelle dans les produits artisanaux faits de fibre
Madagascar excelle aussi bien dans la fabrication d’objets d’art de sculpture en bois que dans les produits artisanaux faits de fibres. En fait, la majorité des produits artisanaux de Madagascar sont créés à partir de fibres végétaux.
Lire la suite
16 Août 2024
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg