🎭 ** Voamaintilany - Divers et divertissements**.

🏄♂️ *Prêt pour l'aventure et les activités sportives? Vivez des expériences uniques et des sensations fortes au cœur de paysages naturels d'une beauté rare.

Vatsim-piofanana amerikana


Misokatra ny fisoratana anarana amin’ ny vatsim-piofanana YALI Mandela 2025

Nisokatra nanomboka ny 13 aogositra ny fisoratana anarana ho an’ireo tanora mpitarika maniry hisitraka ny vatsim-piofanana YALI Mandela Washington Fellowship 2025. Ireo tanora mpitarika 25 ka hatramin’ny 35 taona izay nampiseho fahaiza-mitarika sy fahafoizan-tena ho fampandrosoana ny fiarahamonina misy azy no hiantefan’ity programa fanohanana ny tanora Afrikana mpitarika izay nampetraky ny governemanta amerikana ity.

Amin’ity taona ity ireo masoivoho Amerikana aty Afrika dia hifantina tanora mpitarika misongadina sy nanova zavatra ary nitondra fivoarana. Hianatra momba ny fahaiza-mitarika mandritra ny enina herinandro any amin’ny oniversite Amerikana ireo tanora mpitarika miisa 700 voafantina aty amin’ny faritra Afrika atsimon’ny Sahara ireo ary hianatra momba ny fandraharaharana sy ny fitantanana fikambanana sy rafitra tsy miankina amin’ny fanjakana ary ny fitantanan-draharaham-panjakana. Handray anjara amin’ny fihaonana an-tampony izay atao any Washington, D.C. ihany koa izy ireo ahafahany mihaona amin’ireo Amerikana mpitarika eo amin’ny sehatra miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana.

Aorian’ny fahavitan’ny fiofanana dia mbola hisitraka fanohanana avy amin’ny Departemantam-panjakana Amerikana ireo mpandray anjara amin’ny YALI Mandela Washington Fellowship, toy ny fanararaotra hampandrosoana ny fahaizan’izy ireo eo amin’ny sehatry ny asa, ny fiahiana na “mentoring” sy ny fidirana sy fitrandrahana tombontsoa avy amin’ny tambazotrana mpitarika hafa ary ny fanohanana ara-bola ny tetikasan’izy ireo.

Ny fisoratana anarana sy ny fanazavana fanampiny toy ny antsipirihan’ny fomba fifantenana ireo mpandray anjara miampy ny fepetra takiana dia hita ao amin’ity rohy ity: mwfellows.info/apply. Amin’ny 10 Septambra izao no mifarana ny fisoratana anarana

Tsiahivina fa mandia ny faha-10 taonany ny vatsim-piofanana YALI Mandela Washington Fellowship amin’ity taona ity. Mahatratra 110 kosa ireo tanora Malagasy efa nisitraka ity vatsim-piofanana ity hatramin’ny niforonany ny taona 2014.

Mandrato

16 Août 2024

Wildlife Trafficking and Corruption in Madagascar


The U.S. government reaffirms its commitment

[Additionally, USAID CCWT trained 51 community volunteer informants in key regions where natural resource trafficking is prevalent, leading to the reporting and apprehension of tortoise traffickers in the south.]

The U.S. government reaffirms its commitment to fight wildlife trafficking and corruption at the second Combating Wildlife Trafficking National Forum held in Antananarivo on August 13-14, 2024. The forum was hosted by the World Wildlife Fund (WWF) and Transparency International - Madagascar Initiative (TI-MG) with support from the United States Agency for International Development (USAID) Countering Corruption and Wildlife Trafficking (CCWT) activity. The event brought together the Minister of Environment and Sustainable Development, the Minister of Justice, Charge d’affaires for the U.S. Embassy to Madagascar and the Comoros, anti-corruption agencies, and other key stakeholders to discuss achievements and key issues such as the protection of environmental whistleblowers, best practices for utilizing wildlife trafficking data, and other sustainable approaches to fighting wildlife and natural resource trafficking and corruption in Madagascar.

Charge d’affaires of the U.S. Embassy to Madagascar, Stephanie Arnold, emphasized the importance of both domestic and international collaboration during her remarks at the forum. “Together, we can create a sustainable future for Madagascar’s natural resources,” she stated. “By combining our efforts, sharing our knowledge, and committing to continuous improvement, we will protect Madagascar’s unique wildlife and natural heritage for generations to come.”

Since 2022, the USAID CCWT activity has championed several initiatives that achieved significant results. CCWT’s impacts include strengthening Madagascar’s ability to combat illicit trafficking by training 350 Government of Madagascar officials in laws, procedures, and special investigation techniques for anti-corruption, international wildlife trafficking, illicit financial flows, and countering transnational organized crime. Additionally, USAID CCWT trained 51 community volunteer informants in key regions where natural resource trafficking is prevalent, leading to the reporting and apprehension of tortoise traffickers in the south. The USAID CCWT activity will close in September of this year. The U.S. government, through USAID, is investing $10 million in three current activities to address domestic and international wildlife trafficking, including the modernization of customs procedures, and strengthening environmental governance, law enforcement, and the judiciary through the USAID Mizana and CCWT activities.

Since 1984, the U.S. government has committed over $300 million in programs that combat wildlife and precious hardwood trafficking, strengthen natural resource governance, improve forest and marine management, and partner with the private sector to increase economic opportunities for local communities in Madagascar. This year is the 40th anniversary of USAID’s partnership with Madagascar, a significant milestone in our development journey.

Mandrato

Indray mihelatra

# Hatao eto amintsika indray ny foara iraisam-pirenena momba ny fambolena, ny fiompiana, ary ny jono (FIA) andiany faha-6. Izany dia hotanterahina manomboka ny 12 ka hatramin’ny 15 septambra ho avy izao eny amin’ny Parc des Expos Forello Tanjombato.

# May ny valan-zavaboahary arovana ao Isalo tamin’iny herinandro lasa teo iny. Voalaza fa fahamaizana niniana natao izy io. Taorian’ny fanadihadiana dia nisy sahady ny olona nahiahiana ho nandoro izany ka efa voasambotra tany an-toerana. Mponina avy any Ranohira sy Andohanilakaka izy ireo. Marihina fa toerana anisan’ny mahasarika mpizaha tany vahiny ity ao Isalo ity.

# Tafiditra ao anatin’ireo folo voalohany amin’ireo firenena mahasarika mpizaha tany indrindra aty Afrika i Madagasikara. Io no vokatry ny fanadihadiana nataon’ny ECOFIN. Somary aloha kelin’i Madagasikara kosa no misy an’i Seychelles sy Nosy Maorisy.

Nangonin’i Ral

16 Août 2024

Description de l'image

Commentaires