“Fitsapana Maraina”
Fomba amam-panao rehefa misy mana-manjo
[Mandritra izany dia miverina mandray fitenenana indray ny solon-tenam-pianakaviana ilazany ny dinidinika tsara ho fantatry ny fokonolona mikasika ny fandevenana]
Anisan’ny miavaka ao anatin’ny faritra Analamanga koa ny eny Ambohimanarina sy Antehiroka. Tsy inona izany fa ilay atao hoe « Fitsapana maraina », izay fomba amam-panao rehefa misy mana-manjo. Fomba fanao efa hatry ny ela izy io, ary mbola dimbiasan’ireo taranaka aty aoriana tsy misy fanavahana, na zanatany io, na mpihavy.
Tohiny pejy VOAMAINTILANY12 Juillet 2024