Transport public : Bus et Taxi-brousseUne hausse du tarif en gestation !
Actuellement, une hausse du tarif est en gestation au niveau du transport public, aussi bien pour le bus que pour le taxi-brousse. Si cette intention de révision à la hausse n’est pas à écarter pour de nombreux transporteurs, elle est inévitable, voire imminente pour d’autres.
Lire la suite
12 Juillet 2024
"Fotoam-pialantsasatra"
Ireo tsara ho fantatra rehefa hizaha tany
[Ny fizahantany mantsy no tena manosika ny toekarenan’ny tanànan’i Nosy be ary manana ny mampiavaka azy manokana izy amin’ny fandraisana sy fananana fotodrafitrasa momba ny fizahantany].
Efa fotoam-pialantsasatra isika izao. Inona no tsara ho fantatra mikasika ireo toerana azo tsidihina sy hanaovana « vacances », na fialantsasatra ? Raha ny eto an-toerana misy ny nosintsika manokana, maro ny toerana azo tsidihina sy hialana voly . Tena manan-karena tokoa isika raha io lafiny iray io no resahina, saingy ohatry ny tsy mahaliana na mahasarika antsika eto an-toerana loatra izy ireny .
Araho ny tohiny pejy12 Juillet 2024
"Fitsapana Maraina"
Fomba amam-panao rehefa misy mana-manjo
[Mandritra izany dia miverina mandray fitenenana indray ny solon-tenam-pianakaviana ilazany ny dinidinika tsara ho fantatry ny fokonolona mikasika ny fandevenana]
Anisan’ny miavaka ao anatin’ny faritra Analamanga koa ny eny Ambohimanarina sy Antehiroka. Tsy inona izany fa ilay atao hoe « Fitsapana maraina », izay fomba amam-panao rehefa misy mana-manjo. Fomba fanao efa hatry ny ela izy io, ary mbola dimbiasan’ireo taranaka aty aoriana tsy misy fanavahana, na zanatany io, na mpihavy.
Araho ny tohiny pejy12 Juillet 2024
Edito:Voankazo an’Ala
Mpirahalahy mianala
Tsy misy ny mpitatitra raha tsy misy ny hotaterina, na olona io, na entana. Ireto farany koa anefa tsy afaka hiteny fa tsy ilaina ny mpitatitra. Samy tsy misy mahavita tena. Mifampiankina ny mpitatitra sy ny mpandeha na mpanjifa amin’ny ankapobeny. Tsy ho tonga amin’izay halehany ny olona na ny entana raha tsy eo ny mpitatitra. Torak’izany koa ny mpitatitra, tsy miasa izy ireo rehefa tsy misy mpandeha na tsy misy entana taterina.
Araho ny tohiny pejy12 Juillet 2024
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg