EDITO : Voankazo an’Ala
Fananana iombonana !
Hatraiza no mba fahatakaran’ny olona tsirairay ny atao hoe fananana iombonana ? Ohatra amin’izany ny arabe sy ny tetezana dia samy fananana iombonana.Voalohany, miankina amin’izay mety ho fahatakarana na ny fanabeazana ho olom-pirenena(éducation civique) azony no hanajàn’ny tsirairay sy hanomezany lanja ny atao hoe fananana iombonana.
Lire la suite09 Août 2024
Fomba malagasyNy fanaovana « didimpoitra angalarina » !
Mbola vanimpotoana fanaovana didim-poitra izao ho an’ny Malagasy na dia efa azo atao foana aza izany mandavan-taona noho ny fandrosoana eo amin’ny lafiny siansa sy ny fitsaboana. Marina fa mbola saika manao didim-poitra na famorana zazalahy daholo ny Malagasy amin’izao, saingy mila fantarina kosa hoe natao nanaraka ny fomban-drazana na fanao mahazatra ve izany sa tsia ? Misy mantsy ny zavatra mivoatra vokatry ny fandrosoana nentin’ny vaninandro ankehitriny. Izay indrindra no idiran’ilay resaka hoe « angalarina » eto. Fa misy ve « didimpoitra angalarina » ary azo atao ve izany ? Fa nahoana moa no atao hoe « angalarina » ? F’angaha misy tompony ilay izy na misy manana fahefana tokony hahazoana alalana na fankatoavana izany ?
Lire la suite
09 Août 2024
Fier-Mada
Un quart de siècle de foire internationale de l’économie rurale
[Tout le monde y trouve sa part]
Fier-Mada entame sa 25 è édition cette année. En effet, cela fait déjà un quart de siècle que cette foire internationale de l’économie rurale a été organisée. Chaque année, Fier Mada donne rendez-vous aux producteurs et consommateurs. Agriculteurs, pêcheurs, éleveurs, artisans, ainsi que tous les secteurs et organismes partenaires du développement rural et agricole, issus de différents horizons, participent activement à cette foire.
Lire la suite
09 Août 2024
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg