VOANDALANA AMI DU VOYAGEUR VEHICULE LA CULTURE, LES PRODUITS ET L'IMAGE DE MADAGASCAR !

🚗✈️ Voandalana ami du voyageur 🧳🌺 - Magazine en ligne.

Voandalana Ami du Voyageur, namana mahatoky manampy eo amin’ny dia atao, fizahan-tany, vokatry ny tany, ary ny asa tanana

Voandalana Ami du Voyageur, compagnon fidèle au service du voyage, tourisme, des produits du terroir, et de l’artisanat

Voandalana Ami du Voyageur, a faithful companion serving travel, tourism, local products, and crafts

« Découvrez nos articles récents et Archives »

OFFRES

RN7 Tetezan’i Vinany- Ambositra :


Ho tapaka ny fifamoivoizana ny alakamisy ka hatramin’ny zoma 06 febroary !

Ho tapaka ny fifamoivoizana amin’ny lalampirenena RN7 PK 236+700, eo amin’ny tetezan’i Vinany, fokontany Vinany, kaominina Tsarasaotra, distrika Ambositra. Ny fahatapahana dia haharitra iray andro sy tapany sy mandritra ny indray alina tontolo manomboka ny alakamisy 05 febroary amin’ny 6 ora maraina ka hatramin’ny zoma 06 febroary amin’ny 12 ora atoandro. Ny antony dia noho ny asa vonjimaika hatao amin’ny alalan’ny fametrahana tetezamby(pont bailey). Tsy misy ny fivilian-dalana ho an’ny fiara rehetra mandritra ny asa fanamboarana, araka ny fanambarana navoakan’ny avy ao amin’ny minisiteran’ny Asa vaventy.

FAHATAPAHAN-JIRO MAHARITRA !

[Olana ara-teknika ve, sa nohon'ny resaka toetr'andro, na antony hafa ?]

Nanomboka ny zoma lasa teo ka hatramin'ny anio 01 febroary izao anoratana izao, dia mbola tsy niverina ny herin'aratra, anisan'ny voakasik'izany ohatra ny faritra Ambohimanarina, Boriboritany faha - 6, miteraka olana amin' ny famatsina rano hoan'ny mponina ihany koa izany.

Andrasana ny fanazavana avy amin'ny tompon'andraikitra.

TOE-TRANDRO :


RIVODOZA FYTIA !

Niditra an-tanety tao amin’ny distrikan’i Soalala tamin’ny 04 ora sy 30 minitra maraina ny rivodoza FYTIA. Tombanana ho 150 km/ora ny hafainganam-pandehan’ny rivotra entiny, ary mahatratra 210 km/ora ny tafio-drivotra mahery manakaiky ny ivon-toerany. Nifindra nankany Atsimo-Atsinanana izy tamin’ny hafainganam-pandeha 18 km/ora, izay mitondra orambe any amin’ny faritra BOENY, ny tapany Avaratr’i MELAKY, ary ny tapany Andrefan’i BETSIBOKA.

Toy izao manaraka izao ny fampitandremana momba ny rivodoza :

  • 🔴 Fampitandremana Mena (loza mitatao avy hatrany) :
  • • BOENY

    • MELAKY

    • Ny distrikan’i Kandreho sy Maevatanana

  • 🟡 Fampitandremana Mavo (loza manambana) :
  • • BONGOLAVA

    • Ny distrikan’i Ankazobe, Anjozorobe ary Tsaratanana

  • 🟢 Fampitandremana Maitso (loza fanairana) :
  • • ITASY

    • ALAOTRA MANGORO

    • Ny distrikan’i Ambatolampy, Ambohidratrimo, Andramasina, Manjakandriana, Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano ary Antananarivo Avaradrano.

Hamakivaky ny faritra afovoan-tany, ary vinavinaina hivoaka an-dranomasina ny marainan’ny Alahady 01 febroary izao, eo amin’ny faritra ATSINANANA ity rivodoza ity. Hiteraka orambe (50 ka hatramin’ny 150 mm/24 ora) i FYTIA, izay mety hiteraka tondra-drano, sy fiakaran’ny renirano, fihotsahan’ny tany ary fahasimban’ny lalana.

rivodoza FYTIA
Photo: Rivodoza FYTIA Source: BNGRC, Service de la météorologie

Jirama :


OMENA HERINANDRO IREO TOKANTRANO NAMPIDITRA JIRO TSY ARA-DALANA !

Hatomboka tsy ho ela ny "opération de ratissage hiadiana amin’ny fampidirana jiro tsy ara-dalàna sy ny hosoka amin’ny fampiasana herinaratra, taorian’ny fitsidihana nataon’ny Tale Jeneraly mpisolo toerana ao amin’ny JIRAMA, ny Jeneraly Rasolomanana Hajatiana, teny amin’ny coordination Soanierana tamin’ny fiantombohan’ity herinendro ity. Nandritra izany no nanomezany baiko hentitra fa “ omena herinandro ireo tokantrano nampiditra jiro tsy ara-dalàna, ary koa ireo mpiasa ao amin’ny JIRAMA izay niray tsikombakomba tamin’izany, mba hanala an-tsitrapo ireo fampidirana tsy ara-dalàna”.

Rehefa tapitra io fe-potoana io dia hatao ny fanaraha-maso sy fisafoana manokana, ary izay tratra dia hampiharina amin’izy ireo ny lalàna mifehy ny halatra sy hosoka.

Description de l'image
Photo: (sary tahiry fanehoana)

🎉 Kolontsaina:


Fetin'ny Kabary !

Nankalazaina omaly Alakamisy 15 janoary 2026 ny fetin'ny Kabary tao Havoria Anosy teo ambany fitarihan'ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina. Tanjon’ity hetsika ity ny hiarovana sy hampiroboroboana ny fahaiza-manao amin’ny kabary, izay tena maha-zavadehibe ny maha-Malagasy.

Description de l'image
Photo: Fankalazana ny fetin'ny kabary Malagasy Source: MKS

Orambe mikija :


Trano fito no rava teny amin’ny faritra Manjakamiadana !

Vokatry ny orambe mikija namely an’Antananarivo ny alin'ny 5 ka hatramin’ny 6 janoary, trano fito no rava teny amin’ny faritra Manjakamiadana, ao Ambavahadimitafo sy Miandrarivo. Tokantrano 24, izay misy olona 72 eo no tsy manan-kialofana, ary olona iray no naratra mafy. Nampitandrina ny BNGRC sy ny Kaominina ny amin’ny loza mety hitohy, ka nanentana ny mponina hiala amin’ireo trano marefo sy faritra mena mba hiarovana ny aina.

Description de l'image
Photo: Trano rava faritra Manjakamiadana Source: BNGRC

Madagascar démarre 2026 :


relance économique et emploi des jeunes !

Le gouvernement malgache place la relance économique et l’emploi des jeunes au cœur de ses priorités pour l’année 2026. Plusieurs programmes de soutien à l’entrepreneuriat et à la formation professionnelle sont annoncés.

Andro ratsy :


Vinavinaina mbola hitombo ny rotsak’orana ny alatsinainy !

Vinavinaina hanatombo hatrany ny rotsakorana any amin’ny afovoany andrefana sy afovoany atsinanan’ny Nosy. Tombanana hiitatra ho an’ny Afovoan-tany izany ny fiandohan’ny herinandro. Vinavinaina hahatratra 40 hatramin’ny 80 mm ny tahan’ny rotsakorana ao anatin’ny 24 ora ny alahady 28 desambra 2025 ho an’i Maintirano. Tombanana hiitatra hatramin’ny rahampitso ny any Anosibe an’ala, Moramanga, Marolambo, Mahanoro, Manampotsy ary Vatomandry. Ho an’ny alatsinainy 29 desambra 2025 kosa ho an’ Analamanga, Arivonimamo, Ambatolampy ary Antanifotsy. Hiteraka fikorontanan’ny asa aman-draharaha andavanandro izany, ary koa fiandronan’ny rano amin'ireo toerana mora tondraka; fiakaran’ny renirano, fihotsahan’ny tany sy ny lalana amin’ireo toerana marefo. Mahazo fampitandremana miloko mena : Maintirano, Anosibe an’Ala, Moramanga, Marolambo, Mahanoro sy Manampotsy ary Vatomandry.

Fampitandremana miloko mavo : Analamanga, Arivonimamo, Ambatolampy ary Antanifotsy. Entanina ny rehetra hanaraka tsy tapaka ny toromarika atolotry ny tompon’ andraikitra eny ifotony.

Loharanom-baovao: Foibe Famantarana ny toetry ny andro

Description de l'image

Andro ratsy :


Vinavinaina mbola hitombo ny rotsak’orana ny alatsinainy !

Vinavinaina hanatombo hatrany ny rotsakorana any amin’ny afovoany andrefana sy afovoany atsinanan’ny Nosy. Tombanana hiitatra ho an’ny Afovoan-tany izany ny fiandohan’ny herinandro. Vinavinaina hahatratra 40 hatramin’ny 80 mm ny tahan’ny rotsakorana ao anatin’ny 24 ora ny alahady 28 desambra 2025 ho an’i Maintirano. Tombanana hiitatra hatramin’ny rahampitso ny any Anosibe an’ala, Moramanga, Marolambo, Mahanoro, Manampotsy ary Vatomandry. Ho an’ny alatsinainy 29 desambra 2025 kosa ho an’ Analamanga, Arivonimamo, Ambatolampy ary Antanifotsy. Hiteraka fikorontanan’ny asa aman-draharaha andavanandro izany, ary koa fiandronan’ny rano amin'ireo toerana mora tondraka; fiakaran’ny renirano, fihotsahan’ny tany sy ny lalana amin’ireo toerana marefo. Mahazo fampitandremana miloko mena : Maintirano, Anosibe an’Ala, Moramanga, Marolambo, Mahanoro sy Manampotsy ary Vatomandry.

Fampitandremana miloko mavo : Analamanga, Arivonimamo, Ambatolampy ary Antanifotsy. Entanina ny rehetra hanaraka tsy tapaka ny toromarika atolotry ny tompon’ andraikitra eny ifotony.

Loharanom-baovao: Foibe Famantarana ny toetry ny andro

Description de l'image

La fin d'un mythe :


Brigitte Bardot est décédée !

Star planétaire, icône féminine du cinéma puis pasionaria de la cause animale coutumière des sorties polémiques : Brigitte Bardot est décédée à l'âge de 91 ans, longtemps après avoir tiré un trait sur la célébrité et le monde du 7e art.

Celle que l'on surnommait par ses initiales, B.B., avait tourné le dos au monde du cinéma il y a plus de cinquante ans, laissant derrière elle une cinquantaine de films et deux scènes entrées dans la légende: un mambo enfiévré dans un restaurant de Saint-Tropez ("Et Dieu... créa la femme", 1956) et un monologue où elle énumérait, nue, les différentes parties de son corps, en ouverture du "Mépris" (1963).

Source AFP

Description de l'image

Fitaterana – Zotra nasionaly


Hisy fanitsiana ny sarandalana

Hiakatra ny sarandalana amin’ny Zotra Nasionaly, izay tsy hitovy daholo fa arakaraka ny toerana haleha sy ny halavirandalana. Ohatra amin’izany, Antananarivo-Toliara raha 75 000 ariary teo aloha dia hiakatra 100 000 ariary. Io no fanapahankevitra noraisin’ireo mpitatitra mivondrona eo anivon’ny KMMTF(Komity Miara-Mitantana ny Toby Fiantsonan’ny Fasan’ny Karana). Hihatra ny Zoma 19 desambra izao ka hatramin’ny 16 janoary 2026 io sarandalana vaovao io. Ny haratsian’ny lalana no antony hanaovana ny fanitsiana ny sarandalana fa eo ihany koa ny vakansa. Any amin’ny tobim-piantsonana misy ny kaoperativam-pitaterana tsirairay no hahafantaran’ny mpandeha misimisy kokoa ny andinindinin’io fampiakarana io.

Description de l'image

ANALAKELY – MAY TRIPOLITSA.

Nitrangana firehetana tampoka tao amin’ny Tranobe Tripolitsa Analakely, tokony tamin’ny 22 ora sy 20 mn alina teo. Araka ny fanazavana azo dia tao amin’ny rihana faha-fito no niandohan’ny afo. Tsy mbola fantatra mazava ny antony nahatonga ny loza, rehefa tonga ireo mpamonjy voina sy ny mpamono afo dia voafehy haingana ilay firehetana izay tsy nihanaka amin’ireo rihana hafa.

Efa misokatra ny fanadihadiana ataon’ny manampahefana mba hamantarana ny antony mety nahatonga afo.

📽️ Firehetana TRIPOLITSA Analakely

INONDATIONS DÉVASTATRICES
EN ASIE DU SUD


PLUS DE 370 MORTS ET UNE CRISE
HUMANITAIRE QUI S’AGGRAVE

Des pluies torrentielles d’une rare intensité ont frappé l’Asie du Sud ces derniers jours, provoquant des inondations meurtrières qui ont déjà coûté la vie à plus de 370 personnes. De l’Indonésie au Sri Lanka, en passant par la Thaïlande et la Malaisie, les autorités sont submergées par l’ampleur des dégâts tandis que les populations tentent désespérément de se mettre en sécurité.

L’INDONÉSIE LARGEMENT TOUCHÉE, SUMATRA EN ÉTAT D’URGENCE

L’Indonésie figure parmi les pays les plus durement frappés. Sur l’île de Sumatra, les autorités font état de 175 morts, un bilan qui pourrait encore s’alourdir. Dans la province d’Aceh, près de 1 500 personnes ont été évacuées vers des abris temporaires, alors que de vastes zones sont toujours submergées.

Les coupures d’électricité compliquent gravement les opérations de secours, tandis que les routes inondées restent impraticables.

À cette crise s’ajoute l’inquiétude provoquée par le cyclone Senyar, qui se rapproche des côtes indonésiennes et menace d’apporter de nouvelles précipitations massives dans les jours à venir.

EN THAÏLANDE, SONGKHLA SOUS LES EAUX, LA GESTION DE LA CRISE CRITIQUÉE

La Thaïlande fait également face à une situation dramatique. Dans la province méridionale de Songkhla, les pluies diluviennes ont provoqué plus de 100 décès. À Hat Yai, deuxième plus grande ville du Sud, des centaines d’habitants ont trouvé refuge sur les toits de leurs maisons, attendant l’arrivée de secours rendus difficiles par la force des courants.

Face aux critiques croissantes, le gouvernement thaïlandais a suspendu un chef de district, accusé d’une gestion jugée inadéquate et tardive de la catastrophe. Cette décision reflète la tension croissante entre la population et les autorités, alors que les besoins humanitaires explosent.

LE SRI LANKA MOBILISE SON ARMÉE, LE FLEUVE KELANI MENACE COLOMBO

Au Sri Lanka, les forces armées ont déployé environ 20 000 soldats afin de soutenir les opérations de secours. Des hélicoptères et bateaux militaires sont mobilisés pour atteindre les zones isolées, où des familles entières sont encerclées par les eaux.

Le fleuve Kelani, qui traverse Colombo, atteint un niveau critique et menace de sortir de son lit. Les autorités appellent les habitants des quartiers les plus bas à se déplacer vers des zones plus élevées afin d’éviter une catastrophe supplémentaire.

LA MALAISIE ÉGALEMENT CONFRONTÉE AUX INONDATIONS

En Malaisie, l’État de Perlis a enregistré deux décès après des torrents de pluie qui ont submergé routes et habitations. Bien que le pays soit moins touché que ses voisins, les services météorologiques redoutent une aggravation de la situation si les pluies persistent dans les régions du Nord.

LE CHANGEMENT CLIMATIQUE, ACCÉLÉRATEUR D’UNE CRISE RÉCURRENTE

Les scientifiques rappellent que les inondations sont des phénomènes récurrents durant la saison des moussons. Toutefois, ils soulignent que le changement climatique intensifie la fréquence et la violence de ces épisodes extrêmes. La hausse des températures océaniques alimente des pluies plus intenses, rendant les infrastructures existantes insuffisantes pour protéger les populations.

UNE URGENCE HUMANITAIRE RÉGIONALE

Dans l’ensemble de l’Asie du Sud, les besoins humanitaires deviennent critiques. Les centres d’hébergement manquent de nourriture, d’eau potable et de matériel médical. Les ONG appellent à une mobilisation rapide des gouvernements et de la communauté internationale pour éviter une catastrophe encore plus grave.

Alors que les eaux continuent de monter et que le cyclone Senyar se rapproche, les populations affectées espèrent des mesures d’urgence efficaces pour faire face à cette situation sans précédent. L’Asie du Sud entre dans une période de forte incertitude, partagée entre l’espoir d’un retour à la normale et la menace permanente d’une aggravation de la crise.

Description de l'image
Description de l'image
Image des inondations

📽️ Indonésie : près de 800 morts dans les inondations

L'ONU TIRE LA SONNETTE D’ALARME SUR LA CRISE ALIMENTAIRE À MADAGASCAR,


AGGRAVÉE PAR LE CHANGEMENT CLIMATIQUE
DANS LE GRAND SUD ET LE GRAND SUD-EST

Madagascar est de nouveau au cœur d’une crise humanitaire majeure. Le Grand Sud et le Grand Sud-Est, régions déjà parmi les plus vulnérables du pays, affrontent une détérioration alarmante de la situation alimentaire. Selon le Bureau de la coordination des affaires humanitaires de l’ONU (OCHA), la combinaison de sécheresses prolongées, de cyclones toujours plus violents et d’un système de santé affaibli crée une spirale de vulnérabilité dont les populations peinent à sortir.

Depuis près de deux ans, les chocs climatiques successifs ont épuisé des communautés déjà fragilisées par la pauvreté structurelle. Les épisodes de sécheresse extrême, suivis d’inondations ou de tempêtes tropicales, détruisent régulièrement les cultures, privent les familles de leurs moyens de subsistance et contribuent à la flambée de maladies telles que le paludisme, désormais hors de contrôle dans plusieurs districts ruraux.

L’INSÉCURITÉ ALIMENTAIRE D’URGENCE POURRAIT ÊTRE MULTIPLIÉE PAR QUATRE D’ICI JANVIER 2026

Les projections les plus récentes de l’ONU sont particulièrement inquiétantes. Le nombre de personnes confrontées à une insécurité alimentaire d’urgence dans le Grand Sud pourrait être multiplié par quatre d’ici janvier 2026. Cela représenterait 110 000 personnes, un seuil critique qui traduit l’intensification rapide de la crise.

Les enfants figurent parmi les premières victimes : l’OCHA estime que 160 000 d’entre eux souffrent déjà de malnutrition aiguë sévère, un chiffre qui illustre la dimension dramatique de la situation. Dans certaines localités, les centres de santé ne parviennent plus à prendre en charge les cas les plus graves, faute de médicaments, de matériel ou simplement de personnel.

UN APPEL DE 85 MILLIONS DE DOLLARS POUR ÉVITER LE PIRE

Face à cette situation, l’ONU tire une nouvelle fois la sonnette d’alarme. L’OCHA lance un appel urgent de 85 millions de dollars pour garantir la survie de 1,5 million de personnes jusqu’en avril 2026. Cette enveloppe vise notamment à financer la distribution alimentaire d’urgence, les programmes nutritionnels pour les enfants, la réhabilitation des points d’eau et le renforcement des services de santé dans les zones les plus reculées.

Cet appel financier représente un effort significatif dans un contexte où les ressources humanitaires mondiales sont déjà fortement sollicitées. Mais sans cet appui, préviennent les responsables onusiens, les interventions risquent de ralentir à un moment où la situation exige au contraire une mobilisation maximale.

LE TARISSEMENT DES FINANCEMENTS INTERNATIONAUX AGGRAVE LA CRISE

L’un des facteurs aggravants de la crise actuelle réside dans la baisse spectaculaire des financements internationaux. Plusieurs organisations humanitaires présentes à Madagascar ont été contraintes de réduire ou de suspendre leurs programmes, faute de ressources. Dans certaines communes du Grand Sud, cela signifie la fermeture de centres nutritionnels, la diminution des distributions d’eau potable ou l’interruption des programmes agricoles destinés à renforcer la résilience des communautés.

Le Plan national de réponse humanitaire, pourtant évalué à 185 millions de dollars, accuse aujourd’hui un déficit de 125 millions. Ce manque criant de financement compromet la mise en œuvre même des actions prioritaires, qu’il s’agisse du soutien alimentaire, de la santé communautaire ou de la lutte contre la malnutrition infantile.

UNE CRISE CLIMATIQUE DEVENUE STRUCTURELLE

Au-delà de la conjoncture, la crise actuelle révèle une réalité plus profonde : le changement climatique transforme durablement les conditions de vie dans le Sud malgache. La rareté des pluies, l’avancée de la désertification et la multiplication des cyclones redessinent une région déjà fragile. Les systèmes agricoles traditionnels, reposant sur des cultures pluviales, ne suffisent plus. Les populations, privées de récoltes année après année, n’ont plus de réserves et deviennent entièrement dépendantes de l’aide humanitaire.

Pour les experts, seule une stratégie de long terme — combinant adaptation climatique, investissements agricoles, renforcement de la santé publique et infrastructures hydrauliques — permettra de sortir durablement de cette spirale.

UNE COURSE CONTRE LA MONTRE

Alors que l’ONU multiplie les alertes, la situation sur le terrain continue de se dégrader. Chaque retard de financement, chaque suspension de programme humanitaire, se traduit par des vies fragilisées, des familles qui sombrent dans la précarité extrême et des enfants dont l’état nutritionnel se détériore de semaine en semaine.

Madagascar se trouve aujourd’hui dans une course contre la montre. Sans un sursaut international et national, la crise alimentaire pourrait atteindre un niveau jamais connu dans l’histoire récente du pays. Pour les habitants du Grand Sud et du Grand Sud-Est, la question n’est plus seulement celle de la résilience, mais bien de la survie.

Description de l'image

✨ Promo Voyage Madagascar - Découvrez nos offres !

🏝️ Séjour - Réservez maintenant !

🍯 Produits artisanaux - 100% Made in Madagascar

📸 Votre publicité ici - Contactez-nous

🎶 Festival Culturel - Ne manquez pas l’événement !

⚽ Sponsoring Football - Votre marque en avant !

Publicité moderne

INFORMATION

Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / +261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg

Responsable de publication et Rédacteur en chef

RAHERIMANDRATOSOA Vonison Jedidie

Pour toute information supplémentaire, n'hésitez pas à nous contacter, nous sommes à votre écoute !