Exportation illicite de tortuesBraconniers et trafiquants défient les autorités malgaches
[Puis, vers mi-janvier de cette année, 2 hommes ont été arrêtés par la Brigade de Gendarmerie de Betioky Sud.]
Pour la énième fois, des tortues en voie d’exportation illicite viennent encore d’être saisies à l’Aéroport international d’Ivato. Braconniers et trafiquants défient les autorités malgaches. En effet, les tentatives de trafic de tortues de Madagascar vers l’extérieur se suivent mais ne se ressemblent pas. Entre mi-décembre 2024 jusqu’à mi-janvier 2025, au moins 4 affaires de trafic ou de tentative d’exportation illicite de tortues ont été interceptées par les autorités malgaches, soit en moyenne une fois par semaine.
Lire la suite
Vendredi 17 Janvier 2025
Fizahantany eto Madagasikara
Mbola misy tonga eto foana ireo vahiny na fahavaratra aza izao
[Na eo aza ny orana sy ny toetrandro dia tsy mampaninona an’ireo vahiny maniry ny hitady zavatra mahaliana (aventures) mbola tsy fahitany izany.]
Tsy mahasakana ireo mpizahatany vahiny akory ny orana. Mbola misy tonga eto Madagasikara foana izy ireo na dia efa ao anatin’ny vanimpotoana fahavaratra aza izao. Tsy vitsy ireo Vazaha manoratra ao amin’ireny tambazotra sôsialy ireny manontany na mitady ireny olona mpiseradia (guide) ireny, izay olona afaka hitaridalana azy amin’ny fitsidihana ataony amin’izay toerana tiany haleha.
Araho ny tohiny
Vendredi 17 Janvier 2025
Ody havandra-Ambohitrimanjaka
Tsy maintsy manaja ny fady ny mponina
Fomba fanao mahazatra mandritra ny vanimpotoana fahavaratra hiarovana ny fambolena eto Ambohitrimanjaka ny fampiasana ody avandra, ataon’ireo manam-pahasoavana manokana. Samy manana ny fomba fanaovany azy anefa izy ireo, ary miara-miasa hitsinjovana ny voka-bary.
Araho ny tohiny
Vendredi 17 Janvier 2025
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg