Magazine en ligne · N°031 · Vendredi 13 Mars 2026
🔴 Flash
Anosimanjaka-Ambohitrimanjaka — Des descendants de lointains princes japonais réfugiés à Madagascar ! Trafic d'animaux protégés : Les tortues de plus en plus menacées Anosimanjaka-Ambohitrimanjaka — Misy mponina tranainy taranak'andriana japoney nitsoaka nankaty Madagasikara ! Vidin-tsolika : Nahitana fidinany ny teto an-toerana, miakatra ny any ivelany Destination Madagascar : Des sites touristiques merveilleux, mais un défi majeur encore à relever Ankarabolava-Agnakatrika : Une forêt vierge en sursis dans le district de Vangaindrano Tsena sy fivelomana — Misy efa telopolo taona nivarotana voankazo ary anisany ny zavoká Anosimanjaka-Ambohitrimanjaka — Des descendants de lointains princes japonais réfugiés à Madagascar ! Trafic d'animaux protégés : Les tortues de plus en plus menacées Anosimanjaka-Ambohitrimanjaka — Misy mponina tranainy taranak'andriana japoney nitsoaka nankaty Madagasikara ! Vidin-tsolika : Nahitana fidinany ny teto an-toerana, miakatra ny any ivelany Destination Madagascar : Des sites touristiques merveilleux, mais un défi majeur encore à relever Ankarabolava-Agnakatrika : Une forêt vierge en sursis dans le district de Vangaindrano Tsena sy fivelomana — Misy efa telopolo taona nivarotana voankazo ary anisany ny zavoká

🍇 **3 Sakamalaho sy havozo - Produits et terroir **.

🥘 *Plongez dans l'univers des saveurs exotiques et des mets traditionnels qui éveilleront vos papilles :
découvrez les secrets culinaires de cette destination gourmande.

📰 « Découvrez nos articles récents et Archives »
🏪 « Découvrez les Offres de nos Espaces »
tsena_fivelomana

Tsena sy fivelomana :
Misy efa telopolo taona nivarotana voankazo ary anisany ny zavokà

[Mifanohitra amin'ny finoan'ny besinimaro, ny zavokà dia tena tsara ho an'ny fahasalamana]

« Tsy misy asa ratsy » ary mahavelona ny asa fivarotana voankazo. Misy efa telopolo taona nivarotana voankazo ary anisan'izany, ohatra, ny zavokà. Toy izany, ohatra, ity vehivavy lehibe iray sahabo ho enimpolo taona mahery eo, izay mpivarotra eo Analakely, amin'iny tohatohabaton'Ambondrona iny. Efa mihoatra ny telopolo akory aza no nivarotany raha ny resadresaka nifanaovana taminy. Azo lazana hoe efa matihanina amin'ny fivarotana voankazo izy na entana tsotsotra aza no amidiny. Amin'ny ankapobeny dia voankazo no tena amidiny ary tsy tapaka voankazo ny tsenany. Efa fantany avokoa na ny fotoanany na ny toerana fihavian'ireo voankazo avy any amin'ny faritra samihafa. Amin'izao dia zavokà indray no amidiny, dia miampy paoma, ary kaki. Matoa io mpivarotra io mbola eo foana tao anatin'izay telopolo taona mihoatra izay dia mahavelona izany ny fivarotana voankazo.

Mpamokatra

Saika efa hita manerana ny tsena rehetra ny zavokà izao. Manodidina ny 500 ariary eo no ambany indrindra ny anankiray, eo koa ny 1000 ariary, ary misy aza tafakatra hatrany amin'ny 2000 ariary. Mamokatra zavokà ny faritra maro manerana ny Nosy. Anisan'ny tena mamboly sy mamokatra azy betsaka koa ny faritra Atsinanana, dia ao izany i Brickaville. Ao koa ny faritra atsimo atsinanana iny toa an'i Mananjary. Tsy zoviana amin'ny maro ny faritr'Itasy dia ny zavokàn'Analavory izany. Fa na samy mamboly sy mamokatra zavokà aza ireo faritra ireo dia tsy mitovy tanteraka misy isan-karazany ny vokatra. Ny an'i Mananjary, ohatra, tsy mitovy loatra amin'ny an'iny faritra atsinanana iny. Toy izany koa ny zavokàn'Analavory misy tena ngezabe.

Ny zavokà dia ao anatin'ny antsoina hoe voankazo kanefa maro ny fomba azo ihinanana azy. Voalohany, atao tsindri-tsakafo na « dessert » aorian'ny sakafo izy. Faharoa, azo atao lasary koa izy. Efa misy ny karazana zavokà voatokana atao lasary. Fahatelo, azo anaovana ranomboankazo koa izy. Ankoatran'izany, misy mampiasa amin'ny fikarakarana tarehy koa ny zavokà, izay ny vehivavy no manao izany.

📅 13 Mars 2026
tsena_fivelomana
📍 Saika ny tsena rehetra no ahitana zavoka amin'izao

Vokatsoa

Maro ny vokatsoa azo avy amin'ny zavokà. Mifanohitra amin'ny finoan'ny besinimaro, ny zavokà dia tena tsara ho an'ny fahasalamana. Anisan'izany ireto tanisaina manaraka ireto :

  • Ny zavokà, voankazo avy any Meksika, dia be tavy, saingy manolotra tombontsoa ara-pahasalamana maro.
  • Manampy amin'ny fandevonan-kanina : Raha manana olana amin'ny fandevonan-kanina indraindray, dia mihinàna zavokà. Ny zavokà dia misy « fibre » 7% eo ho eo, izay manamora ny fivezivezen'ny tsinay !
  • Zavokà, mpanalefaka ny hanoanana tsara : Ankoatra ny tombontsoa azo avy amin'ny fandevonan-kanina, ny zavokà dia manana toetra hafa: ny asidra matavy ao anatiny dia manome famantarana haingana ny fahavokisana ho an'ny atidoha !
  • Fitosterola mba hampidina ny kolesterola : Ny zavokà dia misy fiantraikany amin'ny tahan'ny kolesterola amin'ny fomba roa miavaka. Voalohany, misy phytosterola izy ireo, izay mampihena ny LDL, fantatra amin'ny hoe kolesterola ratsy. Faharoa, misy asidra oleika ihany koa izy ireo, izay mampitombo ny kolesterola tsara, na HDL !
  • Ny zavokà dia tsara ho an'ny fo : Ny zavokà dia be tavy, mazava izany. Ankoatra ny hoe ny tavy ao anatiny dia asidra matavy tsy mahavoky, izay tena tsara ho an'ny rafitra kardiovaskiolara.
  • Ny zavokà dia tsara toy ny karaoty : Fantatsika fa ny karaoty dia malaza ho tsara ho an'ny fahitana. Toy izany koa ny zavokà ! Ahitana karotenoida ihany koa izy ireo, indrindra ny lutein.
  • Misy vitamina maro ny zavokà, anisan'izany ny vitamina C sy E, ary vitamina hafa izay matetika tsy ampy amin'ny sakafontsika.
  • Zavokà: vitamina K : Misy fiantraikany tsara amin'ny tahan'ny siramamy ao amin'ny ra ny vitamina K ao amin'ny zavokà. Sakafo atolotra ho an'ny diabeta indrindra indrindra izy io.
  • Maniziôma betsaka : Misy magnesium sy potasioma ihany koa ny zavokà, ankoatra ny vitamina hafa. Tsara ho an'ny vehivavy bevohoka izay mijaly amin'ny tsy fahampian'ny vitamina !
  • Manasitrana ny fivontosana voajanahary : Ny toetra antioxidantan'ny zavokà dia aseho amin'ny fifehezana na fampihenana ny fivontosana, indrindra fa ny endometrium, mandritra ny fadimbolana.

Ami Ral

Ankarabolava-Agnakatrika :
Une forêt vierge en sursis dans le district de Vangaindrano

[La préservation d'Ankarabolava-Agnakatrika dépasse le cadre local.]

Un sanctuaire naturel encore méconnu. Dans le district de Vangaindrano, au sud-est de Madagascar, se trouve Ankarabolava-Agnakatrika, une zone forestière encore largement méconnue du grand public. Cette forêt constitue une Nouvelle Aire Protégée (NAP) couvrant environ 772 hectares, gérée en collaboration avec le Missouri Botanical Garden. Éloignée des circuits touristiques classiques et absente des grandes listes internationales du patrimoine naturel, elle représente pourtant l'un des derniers bastions écologiques de la région. Elle protège une forêt dense humide de basse altitude reposant sur des cuirasses ferrugineuses, un écosystème rare qui abrite une biodiversité exceptionnelle et de nombreuses espèces endémiques propres à Madagascar.

Peu documentée, difficile d'accès et encore relativement intacte, elle conserve les caractéristiques d'une forêt primaire : densité végétale élevée, écosystèmes complexes et présence d'espèces endémiques. Dans un pays où la déforestation progresse rapidement, l'existence de telles zones devient de plus en plus rare.

Exceptionnelle

Une biodiversité exceptionnelle mais vulnérable. Les premières observations menées par des acteurs de la conservation indiquent que la forêt d'Ankarabolava-Agnakatrika abrite plusieurs espèces animales et végétales menacées. Parmi elles figurent des lémuriens dont les habitats naturels disparaissent progressivement ailleurs dans le sud-est malgache.

La richesse floristique de la zone est également remarquable. Certaines plantes possèdent une valeur médicinale connue des communautés locales, perpétuant un savoir traditionnel transmis de génération en génération. La disparition de cette forêt signifierait donc non seulement une perte écologique, mais aussi culturelle.

Statut et pressions

Malgré son importance environnementale, Ankarabolava-Agnakatrika ne bénéficie pas d'un statut clair d'aire protégée nationale ni d'une reconnaissance internationale. Elle ne figure pas parmi les sites classés patrimoine mondial et n'est pas intégrée formellement dans un réseau de parcs nationaux.

Cette absence de statut juridique fort la rend particulièrement exposée. Sans cadre légal précis, les mécanismes de surveillance, de contrôle et de protection restent limités. La forêt demeure vulnérable aux pressions humaines croissantes.

Les populations riveraines dépendent fortement des ressources naturelles pour leur survie quotidienne. Bois de chauffe, matériaux de construction, nouvelles terres agricoles : les besoins sont réels et pressants. Dans un contexte de pauvreté rurale persistante, la forêt devient souvent une ressource immédiate.

Des signalements font également état de coupes de bois précieux, parfois réalisées de manière illégale. Si ces pratiques ne sont pas encadrées ou alternatives proposées, la dégradation pourrait s'accélérer dans les années à venir.

📅 13 Mars 2026

Enjeux et avenir

La situation d'Ankarabolava-Agnakatrika illustre le dilemme auquel Madagascar est confronté : comment protéger les dernières forêts vierges tout en répondant aux besoins socio-économiques des populations locales ?

Des initiatives communautaires commencent à émerger, visant à sensibiliser les habitants à la valeur écologique de la forêt et à promouvoir des alternatives durables. Certaines organisations envisagent la mise en place d'un statut de gestion communautaire, permettant d'associer protection environnementale et développement local.

La préservation d'Ankarabolava-Agnakatrika dépasse le cadre local. Elle s'inscrit dans un enjeu national et mondial de conservation de la biodiversité. Madagascar est reconnu comme l'un des pays les plus riches en espèces endémiques au monde, mais aussi comme l'un des plus menacés en matière de déforestation.

Si aucune mesure concrète n'est adoptée, cette forêt pourrait rejoindre la longue liste des écosystèmes disparus. À l'inverse, une reconnaissance officielle et une gestion adaptée pourraient en faire un modèle de conservation durable.

Ankarabolava-Agnakatrika se trouve aujourd'hui à la croisée des chemins : devenir un symbole de protection réussie ou disparaître silencieusement sous la pression humaine. Le choix appartient désormais aux décideurs, aux communautés locales et aux partenaires engagés dans la défense du patrimoine naturel malgache.

Yves Rindra

Économie
Histoire & Culture
Anosimanjaka Ambohitrimanjaka
Histoire · Origines

Anosimanjaka-Ambohitrimanjaka : Des descendants de lointains princes japonais réfugiés à Madagascar !

« Malgache, qui es-tu ? » Tel était le titre de l'exposition présentée au Palais d'Andafiavaratra entre 1973-1974, organisée par le gouvernement malgache, dans le cadre de la célébration de la fête de l'Indépendance. Concernant particulièrement Anosimanjaka et Ambohitrimanjaka, il y aurait parmi la population des descendants de lointains princes japonais réfugiés à Madagascar !

📅 13 Mars 2026 Lire la suite
Culture malgache
Histoire · Lovantsofina

Anosimanjaka-Ambohitrimanjaka : Misy mponina tranainy taranak'andriana japoney nitsoaka nankaty Madagasikara !

"Malagasy, iza moa ianao?" Io no lohatenin'ilay Fampirantiana natao tao amin'ny Lapan'Andafiavaratra, izay nokarakarain'ny Fanjakana malagasy, ary tafiditra tao anatin'ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena (1973-1974).

Anosimanjaka dia tanàna miala eo amin'ny 15 kilaometatra andrefan'Antananarivo renivohitr'i Madagasikara, ary ao anatin'ny kaominin'Ambohitrimanjaka, distrikan'Ambohidratrimo.

📅 13 Mars 2026 Araho ny tohiny
Environnement
Forêt & Biodiversité

Ankarabolava-Agnakatrika : Une forêt vierge en sursis dans le district de Vangaindrano

[La préservation d'Ankarabolava-Agnakatrika dépasse le cadre local.] Dans le district de Vangaindrano, au sud-est de Madagascar, se trouve Ankarabolava-Agnakatrika, une zone forestière encore largement méconnue du grand public. Cette forêt constitue une Nouvelle Aire Protégée (NAP) couvrant environ 772 hectares, gérée en collaboration avec le Missouri Botanical Garden.

📅 13 Mars 2026 Lire la suite

✨ Promo Voyage Madagascar — Découvrez nos offres !

🏝️ Séjour — Réservez maintenant !

🍯 Produits artisanaux — 100% Made in Madagascar

📸 Votre publicité ici — Contactez-nous

🎶 Festival Culturel — Ne manquez pas l'événement !

⚽ Sponsoring Football — Votre marque en avant !

Publicité Voandalana

Commentaires