EDITO : Voankazo an’Ala
Lasibatra !
Vao herinandro lasa izay no nahamaizan’ny valanjavaboaharim-pirenena tao Isalo. Izao indray ity nisy sokatra amam-jatony tratra saika haondrana an-tsokosoko any ivelany. Voalohany, mahakasika ny tontolo iainana sy ny harem-pirenena daholo ireo. Faharoa, ny faritra atsimon’ny Nosy iny no lasibatra voalohany satria voakasika mivantana. Raha mbola asiana fanintelony aza dia samy nahitana trangana heloka tao anatiny ary nisy olona voasambotra.
Lire la suite23 Août 2024
Fitaterana an-tanetyMahasarika mpizaha tany vahiny ny taksibrosy fa ilàna fanatsarana
Vanimpotoana mbola maha-betsaka ny mpizatany eto Madagasikara izao. Mahasarika mpizaha tany vahiny koa ny mandeha amin’ny taksibrosy, saingy misy ny fanatsarana tokony hatao. Mikasika izay dia toy izao ny resadresaka nifanaovana tamin’ny Tale Jeneraly Lefitry ny Gare routière Makis Andohatapenaka Fidy Ranaivoson.
Lire la suite
23 Août 2024
Produits bios de Madagascar
En quête de marché extérieur
Madagascar est réputé pour ses produits biologiques. Actuellement, la plupart de nos produits bio sont encore en quête de marché extérieur. Parmi eux, citons entre autres l’huile d’arachide et l’huile de soja qui sont produits par l’Huilerie Indutrielle d’Anjozorobe
Lire la suite
23 Août 2024
Majunga
Un joyau méconnu de l’Océan Indien
[Les vestiges de cette histoire sont visibles dans son architecture coloniale, ses mosquées, et ses églises, témoignant d’un passé riche et multiculturel.]
Nichée sur la côte nord-ouest de Madagascar, Majunga (ou Mahajanga) est une destination touristique captivante qui se distingue par son charme authentique et ses paysages variés. Véritable perle de l’Océan Indien, cette ville portuaire offre une expérience unique, mêlant beauté naturelle, richesse culturelle et histoire fascinante.
Lire la suite
23 Août 2024
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg